Ampidiro aloha ny tenimiafina
anti-bavy namahan-jafy
1. bibidia
(
14/11/2006 15:46)
hira mihetsiketsika izy tsara an-dihizana mihitsy tsy fantatro ny mpihira azy
2. sipagasy
(
14/11/2006 15:56)
ao anatin'ilay hira toa misy hoe
anti-bavy mamahan-jafyyy êêêêê!
raha tsy ajelakao ajelakoôôôôô
ny tohiny e!!!!!
3. tsingy
(
14/11/2006 16:12)
Ie tena milay be mits io.
manana anio zah ato fa MEDLEY d manina anao ny titre e:wink:
4. Fiffi
(
14/11/2006 18:14)
de tsy aiko indray zany hira zany an!
5. ramorafr
(
14/11/2006 20:21)
EGBA ESt no tompony raha tsy diso aho.
6. Fiffi
(
14/11/2006 20:58)
fa tsy hananao ny tonony ?:)