Ilay lakolosy ao Soanierana
41. ratonga
(
14/11/2006 17:38)
fasaly: zay ko mbô te hijery spéktakl fa aza adino ny mampilaza lé daty:-D:-D:-D
42. fasaly
(
14/11/2006 17:46)
ratonga ka enao mitsy nge no omena fotoana voalohany fa tsy hitako io lakolosy manao techno io e! d'efa mivonona refa maraina zany ny andro:-D:-D:-D
43. tsangana
(
14/11/2006 22:09)
Rehefa jerena avy aty lavitra aty ity resaka lakolosy ity dia mampahatsiaro ny fahiny , ny fiainana an-davanandro tamin'ny fahazazana, fiandrasana sipa(manao tablier io) mirava avy mianatra,fividianana menakely sy maka saoka.....
mandalo vetivety tokoa ny fotoana! feon-dakolosy maneno ao am-po ao ? Misaotra an-dratonga nametraka ity feon-dakolosy ity.Sarotra adinoina fa tafiditra amin'ny zava-misy eo amin'ny tanana, ny lakolosy.

44. ratonga
(
14/11/2006 22:28)
fasaly: ok zany fa refa vonona ny patalo fingotra dé lasa tsika mamonjy ny laklosy techno:-D:-D:-D
tsangana: ary lé lasary manga rarahana sakay mena nga adino:-P:-D:-D
tsangana: ary lé lasary manga rarahana sakay mena nga adino:-P:-D:-D
45. fasaly
(
15/11/2006 06:47)
tsangana: indrisy mantsy fa misosa be lay fotoana, tsy ny mpanao tablier manga tsony no hiandrasanao amzao fa lay lakolosy manao techno sy fasaly mi dance manao pataloha fingotra:-D:-D:-D isamaraina ihany io an! juste famohazana ny ao antanàna:wink:
ratonga: ho tanterahitsika io fa miandry ny fotoana fotsiny e! zà ato efa mangidihidy foana te hanao techno:roll::-D:-D
ratonga: ho tanterahitsika io fa miandry ny fotoana fotsiny e! zà ato efa mangidihidy foana te hanao techno:roll::-D:-D
47. fasaly
(
15/11/2006 11:52)
ka hono wa ratonga: refa misy fahafatesana miditra ao amlay fenognana io de manao ahoana ny feondakolosy????mba lakolosim-pandevenana ihany sa dia mbola tchno iany:?:?:roll: raha mbola techno mantsy de mitsangana tampoka eo ndray ny maty:-D:-D:-D
48. ratonga
(
15/11/2006 12:16)
=))=))=))zay vô tena mitsôka daôlo manaraka ny vorodolo mianakavy na ny kàry na ny volavo na ny lalitra na ny parasy na ny hala...sns:-D:-D:-D
tena tokony asian'ny vatikan fiheverana ihany ny momba an'io toe-javatra iray io fa tsy mbola neritreretin'lay damopra:-D:-D léry to faly fotsiny we ho avy andia i fasaly dé tsy nieritreritra ny zavatra afa tsôny=))=))

49. fasaly
(
15/11/2006 12:26)
ka i damopra ve mijery kou amzany maraina be any e! fangah izy no mampaneno anlay lakolosy:roll::-D
alefaso sary eto we zany lakolosy zany fa tena mahaliana ahy mafy ny hijery ny endriny :roll::roll::roll: miloko volamena ve zany???:roll::roll::-D:-D
alefaso sary eto we zany lakolosy zany fa tena mahaliana ahy mafy ny hijery ny endriny :roll::roll::roll: miloko volamena ve zany???:roll::roll::-D:-D
51. ratonga
(
15/11/2006 13:03)
http://www.paccard.fr/cloches/list.pl mety mitovitovy an'io laklosy mitsongoloka io, ngamba zany :-D:-D
53. majesty
(
17/11/2006 06:01)
fasaly:tsy maninona fa hamandrika hotely eny soanierana za zao d zao ho antsika sy ndry amin'zay za mba mahita spetakla tsara:-*
54. fasaly
(
17/11/2006 06:15)
merci ratonga am lay liens hijerena an!:-D:-Ddefa alaiko atsaina zany zà eo an!:wink:
majesty: kou tsy aloha lotra ve raha izao lanin'ny hofan'ny hotely eo fotsiny ny vola, jerena koa hoe sao de hotely akaiky be ka ho tazaninlay vorondolo mpivady eo fotsiny:-D:-D:-D
majesty: kou tsy aloha lotra ve raha izao lanin'ny hofan'ny hotely eo fotsiny ny vola, jerena koa hoe sao de hotely akaiky be ka ho tazaninlay vorondolo mpivady eo fotsiny:-D:-D:-D