Mety hanampy ny namana hisafidy
1. Ndrefanga
(
13/11/2006 12:36)
Ahoana ity fifidianana ity e?
Betsaka ny kandidà nefa tsy maintsy iray amin'ireo ihany no ho fidiana!
Samy manana ny hevitra entiny handresen-dahatra ny tsirairay, ary tsy mitovy mihintsy an!
Ka isika tsirairay no mijery , mihaino, ary mifidy raha misy mba vahaolana tena hahasitrana ny fanirian'ny tsirairay amin'ny programan'ireo ho fidiana. Ny olana mantsy de miseho indrindra fa any ambanivohitra , lasa tarehy no fidiana satria hoy ny tantsaha hoe:"ianona no fantatray de fidianay" na hoe "ianona no taty aminay" na "ianona avy aty aminay" na "ianona nanome anay an'ity na iry". Zany hoe mbola mila fanabeazana sy torohevitra ary serasera be. Isika namana samy tompon'andraikitra amin'ny fanentanana ny gasy namantsika.

novalian'i fijo ny 15/11/2006 20:54
3. Fiffi
(
13/11/2006 14:44)
Ndrefanga: heu....momba ny takelaka ve zao ? sa fiara-monina ? sa politika ? :roll:
4. kitjo
(
13/11/2006 15:13)
tsy maninona re fa mba tsy fantany fa nareo ko e!
asaivo afindran' ny admin @zay tokony hisy azy fts e!
betsaka ny kandida hoy izy kanefa ny sasany aza tsy manao propagandy....ny manao indray tsy credible..tsisy afatsy ravalo ihany ka tsitako izay tokony hanahirana amzany

5. fasaly
(
13/11/2006 15:22)
kitjo: kou zà zao vao nahita anlay izy de ozy zà hoe hisy fifidianana angaha ato am momban'ny takelaka:roll::*
6. Fiffi
(
13/11/2006 18:47)
ao ry admin mba hafindrao ity fa manjary tsy hitan'ny be sy maro nefa mba mila hevitra ny namana hoe "ahoana hiany ity fifidianana ity"