namana rehetra
1. zidelike
(
13/11/2006 08:27)
Maninona raha mba resaka mafinaritra na fanabeazana no atao betsaka ,fa tsy resaka politika sy propangandy no betsaka. TSY Fitiavana firenena fa ilay S daholo ireo milatsaka rehetra ireo. Sa ahoana hoy nareo?
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 12:13
3. mimich
(
13/11/2006 09:05)
Misy dinika manokana momba ny resaka fanabeazana ato raha izay no mahaliana anao.
Fa hoy aho hoe aleo ny olona hisafidy izay dinika mahaliana azy.
Fa hoy aho hoe aleo ny olona hisafidy izay dinika mahaliana azy.
5. mimich
(
13/11/2006 09:10)
fa oh mitady tsy ho azoko ilay lohahevitra rehefa tena noverenako novakiana hoe inona no ten atianao hambara:
Miresaka amin'iza ianao , ny namana rehetra (araka ny voalaza eo amin'ny lohateny ) ny amin'ny hanovana ny dinika ho resaka fanabeazana fa tsy politika
sa
manome soson-kevitra mbola ny teo-draharaha politika misy amin'zao fotoana izao
Miresaka amin'iza ianao , ny namana rehetra (araka ny voalaza eo amin'ny lohateny ) ny amin'ny hanovana ny dinika ho resaka fanabeazana fa tsy politika
Maninona raha mba resaka mafinaritra na fanabeazana no atao betsaka ,fa tsy resaka politika sy propangandy no betsaka.
sa
manome soson-kevitra mbola ny teo-draharaha politika misy amin'zao fotoana izao
TSY Fitiavana firenena fa ilay S daholo ireo milatsaka rehetra ireo. Sa ahoana hoy nareo?
6. mandrindra
(
13/11/2006 11:09)
inn marina ilay S e???
dia manokafa lohahaevitra amro mahafinaritra sy hitanao fa mety, dia reseo lahatra ny mpandray anjara hifanakalo hevitra. fa raha ny efa misy sy be mpanao ve no ho ajanona afotsiny dia mba mety izany?

11. Fiffi
(
13/11/2006 18:38)
zidelike:ny ahy indray ny fgahitako azy de mangataka izy mba ho resaka mahafinaritra na fanabeazana no hatao betsaka nefa......nasiany resaka politika hiany hoe "TSY Fitiavana firenena fa ilay S daholo ireo milatsaka rehetra ireo." Hevitra roa samy hafa zany ireo !
Maninona raha mba resaka mafinaritra na fanabeazana no atao betsaka ,fa tsy resaka politika sy propangandy no betsaka. TSY Fitiavana firenena fa ilay S daholo ireo milatsaka rehetra ireo.
12. Zina
(
13/11/2006 20:18)
ka efa misy size isakarazany kosa anie eto a dia anao no misafiidy knou.
17. Fiffi
(
15/11/2006 17:53)
zay le tena olana ! mametraka dinika de tsy miverina intsony ! tsy manomé ny heviny ! tsy mandray anjara fa apetraka fotsiny le dinika de iny manjavona...
18. boubounezy
(
16/11/2006 01:11)
za alou dé anisany tsy manaiky io hevitra io fa, aiza no dé wé S DÖLY NY EO???:roll::roll: