Tsy himpoly de Asco Music

1. antoniella ( 13/11/2006 03:40)
Raha anananareo dia mba ataovy ato am tranonk'ala o!!

Merci
novalian'i cutie ny 15/11/2006 22:05
2. cutie ( 13/11/2006 11:44)
za koa mianjy , fa mba tian'io :lol:
3. lanto ( 13/11/2006 15:44)
alefaso aloha zay hainareo de atambatambatra ho lamba sy akanjo :D
4. ds ( 13/11/2006 20:49)
lanto>misaotra betsaka aloha nampiditra ireo hiran-dry Asco Music be dia be ireo.
antoniella+cutie>izay maharitra hono vadin'andriana :-) koa mahandrasa kely fa ho avy e.
5. cutie ( 13/11/2006 20:52)
ds:lol::lol::lol::lol:
ndraso alou angatahina ao @ rvg :lol:
6. Fiffi ( 13/11/2006 20:54)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=4
7. cutie ( 13/11/2006 21:07)
tsy ao :lol:
8. Fiffi ( 13/11/2006 21:16)
iƩ ! fa mba misy hira hafa bdb kah ! :)
9. cutie ( 13/11/2006 21:26)
ka le tsy himpoly no tadiavina koa:lol:
10. cutie ( 13/11/2006 22:46)
ty fotsiny no haiko
enimbolan androany no nandehanany e :lol:
11. Fiffi ( 14/11/2006 06:01)
zah ary akia raha tsy henoko le hira zay vao fantatro hoe aiko ...:oops::)
12. cutie ( 14/11/2006 19:31)
Mpandefa : lanto [ Valio ] 13-11-2006 16:44:47
Lohateny : Re : Tsy himpoly de Asco Music
alefaso aloha zay hainareo de atambatambatra ho lamba sy akanjo

enimbolana androany ty nandehanany e
Ny andro himpoliany tsy fantatra
Ny saiko tsy milamina............
Manakory ihany .................
Refrain
tsy himpoly ............
taratasy raika tsy raha nalefany
.................
Reo ihany ny azoko :lol::lol::lol::lol:
13. Fiffi ( 14/11/2006 19:47)
tena tsy aiko indray io an!
14. cutie ( 14/11/2006 19:50)
njy nga tsy mihaino rvg?:lol:
15. Fiffi ( 14/11/2006 19:54)
mihaino akia zah fa tsy mijery le titra sy mpihira an ! :)
16. cutie ( 14/11/2006 19:59)
hay :)
ampidiro aza io tsy himpoly io , de henon-jy e :)
17. Fiffi ( 15/11/2006 09:40)
tsy aiko ...:oops: hampidiro de zah mihaino...:)
18. ds ( 15/11/2006 12:48)
Tsy Himpoly - ASCO MUSIC

Enim-bolan'androany koahe ty nandehanane
Ty andro hiampolian'izay le mbe tsy fantatse
Ty saiko tsy milamy fa misavoritake
Manao akore ty aNe zay fa teNa tsy mandre
Lafa hale zaho mivalibalike
Tsy mety azon-droro koahe fa mieritseritse
Ie hananik'izay la soa safotse
TeNa atoa ro sahira miamby ty himpoliane

Tsy himpoly tsy himpoly sasy 'zay
Tsy himpoly la ty hafa ro foroNy
Tsy himpoly tsy himpoly sasy koahe
Tsy himpoly la ty hafa ro foroNy
Ndra taratasy raiky koahe tsy raha nalefany
Ie ro fa tama ka teNa ro fitahiny
Ie hananiky 'zay la mirorororo avao
(...)
Ao amin'ny tononkira ny tohiny, izay eo am-piandrasana ny fankatoavan'ny mpandrindra ;-)
19. mihanta ( 15/11/2006 21:42)
efa OK ao io tononkira io ry ds.
20. cutie ( 15/11/2006 21:42)
merci ds
ary tena diso be daholo ny ahy :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.041