Io aloha dia tsy maintsy mmisy 2e tour io e,

1. bazylou ( 13/11/2006 00:05)
Rehefa atao tsara ny calcul dia tsy misy mahazo +50% ireo na ny irayaza amin'ny 1er tour, en plus 14 be izao,,
répondu par tsingy le 14/11/2006 09:59
2. Fiffi ( 13/11/2006 06:11)
mety 1 hiany nohahazo an'io kah ! de ny ambiny heu...
3. besoiiin ( 13/11/2006 06:37)
1/4 de tour de vita
4. barry ( 13/11/2006 06:48)
:-@:-@
5. bozyboleta ( 13/11/2006 06:49)
1er tour de vita e!
Sokafy tsara ny sofina sy ny maso fa tsy Tana ihany ange no mifidy e!
Any @ sisiny any tena mandohalika @ ra-8 mihitsy ny @ zava-bitany.
6. lagoon ( 13/11/2006 09:39)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

Aza dia mikiry loatra @ ilay 2nd tour ry bazyl a:!:
Miandrasa fa ho hitanao eo ny fandraisan'ny olona ny Filoha Ravalomanana any Avaratra sy SAVA androany.
7. tsingy ( 13/11/2006 10:09)


Hoy nareo ra tinao ho fantatra ny tavaratra mitsy no tsy mirevy laholo igny,ami cote tsy mihinankanina igny koa hifidy izy,mba mandiniha vo mamaly leis ry akama a:-D
8. ravatorano ( 13/11/2006 10:57)
zé tour vita eo fa nenay d ea fantatray no hisalotra ny samboady fanindroany e d i ravalo zany e
:wink:
9. papala ( 13/11/2006 11:09)
na 1èr na 2ème : de R8 no lany eo wa e!e!:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D
10. heribe ( 13/11/2006 11:18)
ka raha tsy misy 2eme tour de ahoana hihihi:D:P
11. papala ( 13/11/2006 11:29)
averiko aminao ny fanotanianao , de ahoana raha tsy misy ny 2ème tour ?:miam::miam::miam::miam:
12. Simpona ( 13/11/2006 12:06)
en plus 14 be izao,,

tsis ilana azy lets ny ankamaroan'ireo 14 ireo an, betsaka amin'ireo no tsy hiverina ny volany fa ambanin'ny quoota ny vato azony, Zao ary ny sasany efa miafiafy sahady amin'ny propagande
13. kitjo ( 13/11/2006 13:13)
mampalahelo e!

manaonao foana!
14. tsingy ( 14/11/2006 09:59)

Samy miaro ny azy e,na 1er toro na 2è toro zahay tsy miala aminDRATSIRAHONANA e:wink:
Tsy ataonay mahagaga ny zadratsy mangalabato:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2522