Ny frantsay no namono ny mpioko t@ 29 martsa 1947...
1. sareraka
(
12/11/2006 20:41)
Ny voanjo na colons frantsay no namono ny gasy aman'arivony teto ANTANANARIVO sy MORAMANGA ary tany TOLIARY.
Ingahy TSIRANANA sy ny FRS no namono ny mpianatra teo @ 13 mai.
i RATSIRAKA sy ny namany no nampamono an'i RATSIMANDRAVA ry SIBON GUY ny affaire KUNG-FU sy ny 10 aogostra
i ZAFY ALBERT no nampandoro ny rova
i Ravalomanana no nampamono an'i RAVOLOMASO sy nampijaly an'ingahy YVES BRUNO ex dt RTA
izy koa no nanome baiko sy nanenjika ireo mpianatra nigrevy teny ANKATSO taona 2004
izy koa no NANOME BAIKO NY MIARAMILA HANDRAVA NY MPANOHITRA TENY mahamasina sy teny @ 13 mai
mbola izy koa no mampijaly ny vahoaka sy ny toe-karena @ alalan'ny déléstage
mbola ampiany sondro-bidy etsy sy eroa
ataon'ny MAGRO mila ho monopole ny PPN rehetra hatramin'ny akanjo,kilalao ,...zavatra efa mihoatra ny mety
avy eo déficitaireny balance commerciale dia atao hahagaga raha mihen-danja mihoatra ny dollar sy ny euro ny ariary izay efa mila ho lasa vola baoritra!...
Ka izao tohany ny anareo mandritra ny 5 taona manaraka fa aza misy mimenomenona refa voa avy eo NY ANAREO IHANY NO HANAJANY ANAREO , tsarovy fa efa voahitsakitsaka hatreny an-tampon-doha ianareo mianakavy na ny zonareo fototra aza tsy voahaja intsony!
izay lany nanaovana propagande eo dia ianareo ihany no hamerina an'izany @ alalan'ny hetra sy ny sondro-bidy izay hiandry anareo mianakavy! mbola hi dévaluer ny ariary ao aoriana ao ny déléstage mbola hitohy...KA DIA HO VONOINY TSIKELIKELY IZAY TSY MANANA i RA8 no pire indrindra t@ ireo mpitondra rehetra satria dia mamono tsikelikely ny maillon faible nefa maro an'isa!
SAINO LALINA!ka inona no tsy marina amin 'izany e!

novalian'i cabot ny 13/11/2006 20:52
3. akama2006
(
12/11/2006 20:48)
sareraka fa taiza fona nareo e!nisy an'izany ihany tany dia izay vao hita an!sa niandry propagandy izany izy!
itovizako hevitra anefa ny voalaza anoa!
kitjo> ok za no ifidy anao voalohany raha mety!sa ahona!:lol: mba omeo mail ra kitjo dia mba miresakka ankoatra ny resaka eto a!

4. kitjo
(
12/11/2006 20:52)
ataoko prezida campagne v toi? hihihi
alefao @hafatra fa za ne ato foana e...wen b ra atao forum eto le adiresy knou
bn nuit ki an...lapitso njay

5. akama2006
(
12/11/2006 20:55)
bonne nuit aza e!mba ny sariko kosa atao eo akiky eo na ziany aza fa tsy dia any le8 ihany!:lol::lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. Lejim
(
12/11/2006 20:59)
Kay efa misy an'io fa nampian'la Saino lalina ihany! :-D:-D:-D, tena tsy mbola niova style sareraka. sa reraka elah io? :-D
8. Fiffi
(
12/11/2006 21:02)
Lejim::-D:-D:-D ka sao de misy tsy marina kosa de nalehony tsy nasiana an'io eh ! :wink::-D:-D
Sareraka> Misy zavatra adinon'la!
"Ka inona no tsy marina amin'izany?"
10. sipagasy
(
12/11/2006 21:55)
Fiffi:
Lejim::-D:-D:-D ka sao de misy tsy marina kosa de nalehony tsy nasiana an'io eh ! :wink::-D:-D
Sareraka> Misy zavatra adinon'la!
"Ka inona no tsy marina amin'izany?"
mmhhhh marina kosa ireo e! tsy mbola ampy aza kouuuu
11. Fiffi
(
12/11/2006 22:00)
sipagasy: ka nahagaga ange akia no tsy nasiany an'le teny nahazatra koh ! :-D:-D:-D
12. papala
(
13/11/2006 11:57)
SARERAKA> MBA DETAILLEO TSARA NY AN'I RATSIRAKA AZAFADY ?
RATSIRAKA : NO nahatonga ny vahoaka Malagasy 16 tapitrisa 4MIS tsy an'asa nandritra ny 26 taona.- nampihinana sy mampilahatra varin'alika sy PPN ny Malagasy 16 tapitrisa namdritra ny 26 taona.
MALAGASY 16 TAPITRISA POTIKA NY FINOANA, NY FISAINANA, NY HARENY, NY VATANY MANONTOLO,...nandritra ny 26 TAONA
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY ?
Ka rehefa mitsikera dia mba soraty sy tsikerao tsara, fa ny MALAGASY AKORY TSY ENAO IRERY ?

13. cabot
(
13/11/2006 20:52)
ka zay lay lazaiko hoe mitovy aby zay tonga eo oa fa miasa dia mihinana fa na iza na iza eo tsy mampitombo ny saosy any am-paosinao fa ny azy no ataony be