"VONJEO"n'i PRINCIO

1. mihola ( 12/11/2006 12:57)
mba mangataka ilay hiran'i PRINCIO mitondra ny lohateny hoe:"VONJEO"azafady indrindra raha misy
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 15:37
2. Fiffi ( 12/11/2006 14:15)
efa nojerenao ve tao @ tononkira sao de ao hiany io hira io ?
3. lanto ( 12/11/2006 14:52)
raha nahita tao fiffi d mba atao http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=973 fa mety mbola tsy hainy loatra hoe ahoana ny atao :)

Mihola > hira sa tononkira kay ? Samy tsy ananako fa ho an'ny 'zay mety hahay no ametrahako ny fanontaniana an !
4. Fiffi ( 12/11/2006 15:05)
Lanto: marina izany an! :oops:
5. lanto ( 12/11/2006 15:28)
Fiffi :-D hitanjy izy efa miantso "vondreeeeooooo"....
Fa marina ihany nenjy ka ! Omaly zah zao efa nandika an'ilay "miverena aty Antsihanaka" zay vao nahita hoe efa ao am tononkira fa oul tsy mijery akory tsss ...
:)
6. Fiffi ( 12/11/2006 15:37)
Lanto: ny nametrahako an'le fanontaniana manko de mba ny hitsidihan'ny namana ny tononkalo satria ny ankabehazan'ny hira tadiavin'ny namana de hita ao @ tononkalo ! Moa raha tsy hitany ao de milaza eto izy hoe "tsy ao" de mba mikaroka any an-kafa @ zay aho raha mahita...:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433