madagascarien sa madagascarois sa malagasy sa malgache ?

21. Zina ( 20/11/2006 15:07)
ary ahona ary no lasa sakafo indray no resaka???
22. fasaly ( 20/11/2006 15:33)
ka efa malagasy kou!:roll::-D:-D:-D:-D
23. valinaka ( 20/11/2006 16:26)
ny malagasy dia efa nilaozan'ny toetr'andro satria ny "malagasy" no voazanaka fa tsy ny "madagascarien" ary eo ny mampisaraka azy satria na ny toe-tsaina aza tokony hiova tanteraka nefa tsy tokony hajanona ny fombafomantsika izay "tsara "rehetra ohatra :"fati-drà sns..."
24. Zina ( 20/11/2006 19:22)
valinaka [ Valio ] 20-11-2006 17:26:43
Lohateny : Re : madagascarien sa madagascarois sa malagasy sa malgache ?
ny malagasy dia efa nilaozan'ny toetr'andro satria ny "malagasy" no voazanaka fa tsy ny "madagascarien" ary eo ny mampisaraka azy satria na ny toe-tsaina aza tokony hiova tanteraka nefa tsy tokony hajanona ny fombafomantsika izay "tsara "rehetra ohatra :"fati-drà

Asa na mba malagasy ity valinaka ity????
nonsense..
25. naughtyboy ( 20/11/2006 20:14)
ny fantatro kalo de malagasy tahaka ahy ny mponina ao madagasikara ,any Al Jaariah na Algerie no misy ny algeriens(qui n'ont rien)ary algerois (qui sont des rois) fa mbola tsy naheno maintsiny aho hoe misy madagascarois ao madagasikara na madagascariens..
26. prime ( 24/11/2006 11:21)
valinaka:
ny malagasy dia efa nilaozan'ny toetr'andro satria ny "malagasy" no voazanaka fa tsy ny "madagascarien"
... fa avy nisintona ve nareo ry valinaka a... fa raha voazanaka dia maninona? ny zanak'israely (na jiosy, na hebreo izay iantsoana azy fa taranaka iray ihany ireo) voababo firin-jato taona tany babylôna, nozanahan'ny rômana... fa mbola zanak'israely, jiosy, hebreo... ihany no iantsoana azy ka maninona?

valinaka:
ny malagasy na gasy na malgache de teny nampetrakin'ny mpanjanaka mba hanapepoana ny lohan'ny madagascarien (menalamba,vvs, mdrm,monima...)izany hoe ny olona liam-pivoarana na ny "penseurs"lona tsy intéresseées ary tsy notambazana vola fa niaina modestement ery maty modeste koa.
... tsara mandalina tantara aloha vao miteny fa sao dia diso hevitra i valinaka fa ny lazain'ny tantara sy ny zava-nisy marina dia hafa mihitsy mikasika ireo fikambanana voatononao ireo sy ny mpitarika azy... ary ny niforonan'ny hoe "malagasy" dia fotoana efa ela no niaingany...
27. Tsingatsa ( 28/11/2006 09:00)
:D
Nisy marina ny fanjanahana antsika , ary mety ho ny anarana hoe Malgache no endrika iray nisehoan'ny fanjanahana.
Koa tsara ny ahafantarana izany.

:arrow:Ary raha izao no hatao:
Ndeha aloha hatsaraina ilay dago misy antsika sy ny fiainan'ny mponina ao, dia rehefa vita izay dingana izay vao mitady anarana vaovao?:?:
28. boubounezy ( 29/11/2006 16:50)
aleo atao wé madagascarois sy madagascaroise zany e!:wink::)
29. Fiffi ( 29/11/2006 18:07)
valinaka:
ny malagasy dia efa nilaozan'ny toetr'andro satria ny "malagasy" no voazanaka fa tsy ny "madagascarien"
valinaka zany tsy Malagasy raha izany........raha tsy zany de mba hadikao @ teny gasy hoe zany "madagascarien" zany ? satria Madagascar = Madagasikara ve ?:roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2941