Hipetraka eny amin'ny Rova Manjakamiadana

1. rabaradaka ( 10/11/2006 13:36)
Razoky maromaro sy feo maromaro no henoko, na dia hono aza fa hoe hipetraka eny amin'ny Rovan'i Manjakamiadana , HONO, i ravalomanana amin'ny deuxième mandat. Dia ahoana izany ?
novalian'i andry08 ny 02/12/2006 14:13
2. Simpona ( 10/11/2006 13:55)
Zany ve tsy tsaho, sao de resak oul manatavy resaka foutsn zany na hanihany dia haparitaka indray, ...
Asa aloha fa izahotsy mino an'zany
3. rafano73 ( 10/11/2006 15:09)
amiko zany fomba anindranindrana indray ny andevo sy ny andriana,resapolitika izany mba amonoana ny sasany
otran'ny nataon'iRossy ireny!!
4. dadasy ( 10/11/2006 19:12)
Tsaho be zany ary de i Rabaradaka mintsy no mampiely azy zao!
5. fijo ( 10/11/2006 20:48)
rabaradaka ,fotoanan'ny propa anie izao e,alefa daholo izay resaka mety hanasoketana ny tsy tiana.fombandry zalahy tsy mahavita zavatra io,fa aza gaga amin'izany
6. sipagasy ( 11/11/2006 16:09)
tsy hisy ahaiky izany eo kleeeeeee, tonga dia hipitihan'ny OTRIKAFO eo annn hhihi
7. fintsa ( 13/11/2006 11:47)
izany alo dia fanamafisana ni fanjakana andrina iza y efa nataon-dravalo hatrizay e aza gaga @ izany ianareo

8. Hubert ( 13/11/2006 15:06)
feo fotsiny izany fintsa, satria navaozina ho musée io fa tsy hipetrahana vely2 raha tsy fantatrao, izany hoe hataon'ny fanjakana fidiram-bola manampy ny efa eo.
9. Zina ( 13/11/2006 19:27)
rabaradaka [ Valio ] 10-11-2006 14:36:04
Lohateny : Hipetraka eny amin'ny Rova Manjakamiadana
Razoky maromaro sy feo maromaro no henoko, na dia hono aza fa hoe hipetraka eny amin'ny Rovan'i Manjakamiadana , HONO, i ravalomanana amin'ny deuxième mandat. Dia ahoana izany

odryyyy izy andriana ko hipetraka any. manana ny zo-ny izy hihihih
10. Zina ( 13/11/2006 19:28)
diso kely ilay soratra
Andriana izy ka manana zo hipetraka any :wink:
11. mbaliana ( 13/11/2006 19:47)
tss dia fanaratsiana daholo ..izy manana ny tranony koa.. tsy efa nanao rova hafa ohatry ny sasany ve izy raha te hipetraka anaty rova...

izany alo dia fanamafisana ni fanjakana andrina iza y efa nataon-dravalo hatrizay e aza gaga @ izany ianareo


fintsa tsy efa nirotaka ve ny vahoaka raha nisy an'izany...
12. rabaradaka ( 28/11/2006 08:49)
Azafady tsy mpanely tsaho i rabaradaka fa mpitondra vaovao. Tsaronareo fa rabaradaka ange no niteny voalohany ilay hoe hampiasain-dRava8 hono ny lapan'Iavoloa, dia izao izy sady miasa eny no matory eny tsindraindray
13. Fiffi ( 01/12/2006 21:46)
de enao koh ve le nilaza hoe hamidy ny Rova ?
14. andry08 ( 02/12/2006 14:13)
ka ny trano anie ka mila hipetrahana e! @ izay tsy simba haingana.Tsy aleo ve hipetrahany rehefa izay no tiany, sa hatao musée?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3418