Nihifikifi-doha ny vahiny
21. besoiiin
(
11/11/2006 16:36)
kitjo> marina io voalazanao io, logik b fôna zany, tsisy olona marina à 100% zany ngeh e! raha izany no nisy tsisy korotana sy ady zany teto antany, fa ilay ao anatin'ny intervale de tolérance no misy, dia io no itokisana! sady tsy tokony ho raisina mot par mot kou ngeh ilay izy ry akama e! raha niteny izao ilery we dans 2ans hanana 4l dôly ny olona, misy parametre bdb ahatongavana @io fa tsy hoe hiandry fotsiny eo ambavahady za d dans 2 ans io ny 4L. tsarovy fa isan'ny slogan anlery ny we tonga miaraka dia fanombohana fa ny miasa miaraka no fahombiazana, donc miverina foana ny teniko we miasa dia mahazo.
22. akama2006
(
11/11/2006 17:02)
besoin> ka maninona aza no manao filazana pokaty ohatra izany angalana ny fony olona?
izay no tsy maha d'accord ahy aminy fomba fijery sy fitantanany ra8! tsy mahatoky tena ve sa iza nataony ny teo aloha no atao.ny fampanatenana pokaty efa fomba fanao foana ary ny olona rehetra nifidy azy taminy 2002 dia nifidy satria nampanatena fiovana izy!
inona aminy fampanatenana aza no vita?
marihiko fa ny vahoaka nifidy 51.52%taminy 2002 (raha tena marina koa ilay chiffre hoe nahazo ny +50%) dia tsy miraharaha ny hoe mila fototra,rindrina etc...,fa ny fantany dia hoe hanao fanovana i ra8!izay ihany.
ka na marina aza ny hoe tsy misy miracle ana 4l isantokantrano dia farafaharatsiny midika ilay izy hoe,miaina tsy ao anty fijaliana ny olona!izay zavtra izay anefa sty hoe miankina aminy vahoaka izay efa sty mitsahatra ny miasa mafy mba ahita izay ho haniny isan'andro,fa mila olona mpitondra sahy mijoro sy manome azy ireo ny moyen hivelarana!
mora ho any tanora ve ny mahita famatsiana vola raha hanao zavatra!tsia,taux (16-21%) ve ahafahana hivelatra!
manampy ve ny fanjakana raha misy orin'asa sahirana ka mila tohanana mba tsy ho faty(tsia)
ny moyen dia mety ho fanapahankevitra politika,fanomezana fanampiana ara teknika,fa sty voatery arabola foana etc...,izany hoe decision politique dia efa ampy!

23. sonwin
(
11/11/2006 17:08)
Ra8 ihany aloha na ahoana na ahoana fa tsy hitako izay credible mahasolo azy amin'ireo candidat hafa
24. besoiiin
(
11/11/2006 17:20)
akama> marina tokoa ny filazan'ingahy ary manaiky aho fa tsy mora ny fiainana, ary tolona ambony vatolampy izao ka izay tsy mitandrina sy ratsy famindra dia any dia tsita, tsarovy anefa fa tao @ phase de redressement tsika an, tsy mora ary anarivony milliard ny fatiantoky ny gasy vokatry ny crise, nitotongana ny economie en generale, latsaka andavaka ny firenena iray manontolo ary tsisy zavatra azo noraisina teto, tsy mora ny naka ny fon'ny mpamatsivola sy ny firenena matanjaka maro, izany rehetra izany no antony sy nahatonga ny fihafiana tsy maintsy nolalovandramalagasy, atrany @ mahantra indrindra ka hatrany @zay lazaina hoe manana, tao anatin'ny 4 taona anefa no nanaovana izany ezaka rehetra izany ampitahao ny point de départ t@ 2003 sy ny realité izao, manàna fijery positif ialahy dia hahita ny marina. Tsy ferako kosa anefa fa mbola averiko ny teniko teny ambony an, izay tsy mihetsika fa mitamatama dia taraiky eo.
25. kitjo
(
11/11/2006 17:40)
ka ilay izy ry akama dia izao no tsotra an,
na demagogie io na inona ny teo aloha aza 25ans tsy nahavita anzany lazainao ho demagogie znay akory
ary misy fototra kosa ny zava-drehetra, misy fiantombohany ary misy etape arahina par ordre de priorite ahafahana manatanetraka ilay oe "durable"
azony atao nge ny mizara yaourt na le vary dimampolo ariary ohatry ny t@ andron'i deba e!
d zay ve dia hahafaly nefa tsy hiverina fanindroany akory?
amiko alo dia generation sacrifiee isika fa mamiratra kosa ny ho avy ka hiafiako e!

26. akama2006
(
11/11/2006 18:14)
kitjo>> generation sacrifiée...,dia manome tsodrano anao izany aho ry namana vonona ny hanoa sacrifice fa raha i akama2006 sty ho atao sacrifice izany!
raha misy ny sacrifice nahona no mbola mahavita mandany vola aminy fividianana raopilanina,fanaovana fatiantoka aminy detaxation mikendry olombitsy etc....!dia evy eo tonga ny hoe miara miafy aloha!
azafady zanako hoy mopera!raha samy manao sacrifice dia EKENA fa raha ny scte anao mahavita fivelarana in2,in3,in4 avo noho ny teo aloha ao antiny fotoana fohy sy ny miaraka aminao dia nahona ny ambiny no ho sacrifiena!
bonne chance nama a!fa raha izaho no anontaniana dia hoy aho hoe:apetraho ny fanapahan-doha dia izay trtra nanao sy nahzo "profit au depens "ny malagasy dia jinjao ny lohany fa ireny no fahavalony firenea voalohany!:x:x:x^^^^,tety teteo fa ratsy fanahy hoy ny fahagola!izaho vonona ny hanoa "bourreau "

27. kitjo
(
11/11/2006 18:23)
eee...ka maro ny raha mbola hareniny ry akama an
ny tiak lazaina amin'io dia tsy maintsy miafy aloha isika izao fa tsy misy miracle...misy fotoany ny zava-drehetra!
nandritra ny mandat voalohany aloha dia normal b tsy afaka mbola mi jouir ny zava-bita lotra isika satria ny fototra no mbola atao sy ny rindrina...efa manomboka tena manorina mihitsy izao ka mila maharitra kely e!
zay ny dikan' ilay teniko
ohatry ny manao trano io, madagasikara izao tsy mba toy ny trano narodan'ny cyclone akory oe mbola eo ny fototra fa ny tany mitsy no notrongisin'i deba ka na n fototra aza niala

28. akama2006
(
11/11/2006 18:31)
kitjo> eny ary hoa fa tsara raha averina ny fnapahandoha sy ny lalana nihatra fony faha mpanjaka dia ho hita eo ireo fahavalompirenena ireo,tsy mifidy antoko io na olona fa rehefa kary dia kary !:}
30. akama2006
(
11/11/2006 18:39)
kitjo> i pierrot anie efa nody fa tsy navela hody e!izay no mahgaga ahy aminy ilay resaka!olona ef hoe ity ary aho sambory tsy navela fa lasa heros par accident!:):)
maniry ny mba hamerenana ny fanapahandoha any madagasikara ny tenako fa asa mety ho rahoviana re e!angamba lasa modely ny firenena fa sty hiys sahy hisomonga eo!:-P

32. akama2006
(
11/11/2006 19:00)
kitjo> ilaina io ra kitjo a!raha tsy misy ra latsaka aminy heloka nataony any mada tsy miverina aminy fahendrena fahiny ny malagasy!
taloha anie ka tapaka ny tanana raha tratra mangalatra e!avy eo ,tapadoha raha toa ka fahavalony firenena(halatra,vono olona etc...)

33. besoiiin
(
11/11/2006 19:01)
aza asiana fanapahandoha izany lesy alou fa lasa ra8 rery no hiatrika ny 3dec à! izy 13 ambiny tonga de tapadou dôly :D:D
34. akama2006
(
11/11/2006 19:04)
:-D:-D:-D:-D marina izany fa ny tena izy dia hoe manjary tsy misy olona ho fidian intsony fa izy 14 tapaka avokoa ny lohany!:-D:-D:-D:-D:-D