Semi remorque

1. Simpona ( 09/11/2006 08:34)
Nisy camion iray mitarika remorque zany mandeha amin'ny RN7 iny. Nahahitsaka vorotsiloza niampita tampoka ilay remorquen'ilay camion. Nijanona ilay mpamily ary nidina.
Tezitra be ilay tompn'ilay vorotsiloza ka avy dia nivatravatra be sady nandray ilay vorotsiloza maty.

- Ilay mpamily: miala tsiny rangahy fa tena efa niezaka niala ihany aho fa mbola tratra ihany le izy
- le tmpony: Ny anao tsisy olana fa misaotra anao aza niala, fa ny mpamilin'ity ato aoriana ity no tadiaviko, tsy amelko iny raha azoko eo.
répondu par shao le 15/11/2006 15:07
2. tenagasy ( 09/11/2006 08:40)
:roll:
3. booboo ( 09/11/2006 10:37)
:-D:-D
4. pissoa ( 09/11/2006 10:40)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. aigredoux ( 09/11/2006 14:52)
Fa nankaiza tokoa moa zany ny mpamilin'le remorque:?: :roll:
6. booboo ( 09/11/2006 15:07)
7. Rainikarabo ( 09/11/2006 17:26)
8. lapino ( 09/11/2006 17:27)
aigredoux:

Fa nankaiza tokoa moa zany ny mpamilin'le remorque:?: :roll:

Sao dia ao anatin'ilay bildôzera ? :roll:

9. Rainikarabo ( 09/11/2006 17:29)
tsy ao izy ka! fa lasa nanenjika bitro
10. lapino ( 09/11/2006 17:32)
Ko tsy aleony ve enjehina amin'ny remorka kle? :roll:
11. kala ( 10/11/2006 13:42)
doudou be koa zany tompona vorontsiloza zany an!

dia ahoana zany raha ireny train ireny no nanao an'ilay fahotana???:roll::roll::roll:

ary raha alefa mandeha rôplanin l tary mety hitabataba hoe aiza ny pilôty fa mandeha hoazy ty voromby ity an! :-D:-D:-D:-D

HS ndray kala eto an! :wink:
12. Imahaka ( 10/11/2006 16:56)
13. booboo ( 10/11/2006 16:58)
kala > :-D:-D
14. Imahaka ( 10/11/2006 17:00)
laka > ooboob > :-D
15. lapino ( 10/11/2006 17:20)
Aza ataonareo doudou kosa izy e! Sao dia mba ilay vorombola vorom-boahangy namidin-dry Imahaka kosa no nohitsahan'ny remorka ? :roll:
16. Imahaka ( 11/11/2006 09:20)
:-$ sao dia mihevitra an'Imahaka tsy ho fetsy aza :-P.Andeha hiaza bitro indray aloha hatao :miam::miam: py ;-)
17. Achia ( 11/11/2006 17:41)
Tena :@
18. sonwin ( 11/11/2006 17:48)
mhhhh :-$ :@
19. kala ( 13/11/2006 09:20)
Achia & sonwin > tairo amin'izany :@:@:@:@ zany aloha

:-D:-D:-D:-D

sonwin > elaela ndray ange toi zany vao mandalo ê!:-*:-*:-*
20. ari.malala ( 13/11/2006 12:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077