miss serasera
42. fijo
(
09/11/2006 22:16)
ka za mpitsara ko nareo ko.za anie no namoak any hevitra hoe alefaso ny sary e.de mitsara izany aho;
48. andry08
(
10/11/2006 18:28)
za koa mpitsara no tiako fa efa lehibe! mihatakataka aho fa vehivavy lehibeuh!
49. totofy
(
10/11/2006 18:59)
hay koa misy zany mpitsara izany koa , zah zany z'avocat:-D:-D:-D:-D ra ilaina=))=))=))
52. fasaly
(
10/11/2006 22:48)
zà tsy mirotsaka zany fa animatrice ny fifidianana miss no mpitahiry vola:roll::-D:-D
53. kitjo
(
11/11/2006 06:51)
k le kandida-nay ts hay na hanaiky na tsia
haingana ry fijo fa ato ange afaka alefa alohan'ny alahady ny propagandy e!
mety mbola lasa nanao weekend mikarakara tena tsara ngamba fijo
haingana ry fijo fa ato ange afaka alefa alohan'ny alahady ny propagandy e!
mety mbola lasa nanao weekend mikarakara tena tsara ngamba fijo
54. fasaly
(
11/11/2006 09:36)
u fijo tonga de lany ka! sady efa hitako mivantana izy an! hummmmmm somary misy tranondainga zay:wink:
iza no kandidaty manaraka:roll:
iza no kandidaty manaraka:roll:
56. kelly13
(
11/11/2006 21:16)
mivôna b ny teniko fa tsy koi lollll fa tslem aaaa, andefaso kely mafogasy sy ramanonaka ange za pliz eee!!! mdrrrrrrrrrrrrr
57. xxx
(
13/11/2006 17:19)
ko samy lasa mpitsara daholo ko iza ntsony zany no fidina..fasaly, aino. tsy mahazo milatsaka ho mpitsara fa tsaraina nareo...:lol: ny sarinareo izao no efa ato. sa neniza kou?
58. fasaly
(
13/11/2006 17:26)
vale: zà mpitahiry voty ka! zà efa lady fa tsy miss kely trony!:wink::-D
59. xxx
(
13/11/2006 17:27)
de iza zany no hilatsaka raha i fasaly tsy hanao???
e e e..dia aleo hajanona any izany koh :(
e e e..dia aleo hajanona any izany koh :(
60. kitjo
(
13/11/2006 17:48)
ary @ le sary fihaonana tany Vontovorona koa...le sipa rhetra ao efa kandida ofisialy satria efa ao ny sary
sa tsy ara-dalana zany? hahhaha
sa tsy ara-dalana zany? hahhaha