madama ane manjamanja e
21. fasaly
(
11/11/2006 20:46)
ratonga:
fijo:
fasaly izao manja,fa ngah avoatery hoe missssssss
kà mety efa madama izy dé tsy missss tsouny klé:lol: fa ny manja klou dé izy manja fôn'é!!=D
lady ve zany zany refa madama:roll::-D:-D:-Dary mbo taiza kou no ilazan'i ratonga hoe madama:-D:-D
22. fasaly
(
11/11/2006 20:47)
mandrindra:
salmo, torahy zavatra hafa hono izy fa tsy tiany izany ilay torahana vonikazo
toraho ny vato e!:roll::-D:-D:-D
23. ratonga
(
12/11/2006 00:06)
fasaly: ka i fijo anie no niteny we "fa ngah avoatery hoe missssssss" dé refa tsy miss ve tsy madama:-D:-D:-D
28. fasaly
(
13/11/2006 14:12)
mandrindra: reny lay miss kely reny ka!:-D:-D:-D lay mitondra couronne am andrina reny hoe manja be hono lay miss kely!:°):-D:-D:-D
ratonga: ka enao ihany no niteny hoe efa madama de tsy miss tony de ozy zà hoe misy ange miss kely efa madama e!:roll::-D:-D:-D:-D
ratonga: ka enao ihany no niteny hoe efa madama de tsy miss tony de ozy zà hoe misy ange miss kely efa madama e!:roll::-D:-D:-D:-D
37. fasaly
(
13/11/2006 17:28)
:roll: mandrindra: ok! aleo miss be iany e! lay kely kou nge tena kely mitsy e!:-D:-D:-D