lasa ihany ny saiko mandinika!
1. Aino
(
08/11/2006 16:28)
Mba lasa saina ihany aho hoa @ry zareo africane miezaka hiditra aty espagne na koa europa antsokosoko. izany hoe tsy miaraka @papier ilay tonga @ bateau kely hireny, izay maty andala ny ankabehazany noho ny hatsiaka sns. Azoko tsara sy fatatro fa mba te hiezaka ny anana fiainana tsara tsara kokoa noho ny ananany izy. Nefa vao maika fijaliana be no azony ry zareo aty ratra, tsy sakafo, tsy vola, tsinotsinona fa dia lasa mirenireny fotsony aza ary ny akamaroany dia lasa hidiny olona any aponja.
Ny any mba fonenana trano baoritra kely.
Ny any mba fonenana trano baoritra kely.
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:26
2. Fiffi
(
08/11/2006 17:00)
heu.....ny aty frantsa aloha de marina fa hoe betsaka no mirenireny fa hummm! mahay fika be ry zareo ! sady ny lalana eto frantsa koa tsy afaka hoe jerem-potsiny ireny olona ireny ! de mahazo fanampiana ry zareo sns....de raha tsy mahazo paps de misy toerana natokana hasiana an'ry zareo eo am-piandrasana ny hamerenana azy any @ fireneny any !
3. Aino
(
08/11/2006 19:12)
Fiffi oui izany hoe aty koa anie mba misy ihany eh!! de rehefa tsy mahita asa ry zareo dia hatao mivarobarotra etana eny mba hivelomany!!
fa ilay documental hitako t@ tele ry zareo any .... (tsy tadidiko no tena mijaly be
fa ilay documental hitako t@ tele ry zareo any .... (tsy tadidiko no tena mijaly be
4. Imahaka
(
08/11/2006 19:14)
mieritreritra ny hahita fiadanana ny mahatonga azy ireny mankany angamba