mampieritreritra ????
21. tslem
(
08/11/2006 08:13)
ari.malala a,ny manome no mahasambatra kokoa noho ny mandray kah !hafahafa ô ? fa raha ny ahy alou d aleoko tia na tsy tiana aza e ,zay no hevitra farany avy amiko,hainareo ilay hiran'i solo hasambarana ? tsy nanaonao fôna ny artista an !na =(( aza tsy maninn refa tena (l):*:snif:manolotra fôna no mety.
22. ninih
(
08/11/2006 11:24)
aleo fitia mifamaly kosa aloha e! fa raha tsy maintsy mijery iray @ safidy roa ireo de le tia fa tsy tiana!:oops:
23. kelly13
(
08/11/2006 15:54)
za tsy hisafidy satria tokony ty sy nday io!!! hé hé hé!!! refa tiko fa tsy tia ahy d tsy tiko kou, refa tiko ka tia ahy d tiko ko, refa tia ahy nefa tsy tiko d .... euhhh tsisy tohiny tsony
24. Tokinao
(
09/11/2006 20:24)
Mahita zavatra eritreretina koa rangah nareo :)
Ra za aloha de samy tsy tiako ireo e.
Fa izao kosa aloha : ra mbola tsy vadiko ilay olona de aleoko "tia nefa tsy tiana". Ny antony de izao : aleoko za no mijaly, satria za mba fantatro fa olona afaka mionona :°) sy miala rehefa tsy tiana. Fa ra ilay olona hafa mantsy no tia ahy nefa tsy tiako, de mety hamono tena izy ( tsy haiko ze hataony ), za moa de tsy afaka hitia izay olona rehetra tia ahy.