mofo baolina

1. kitjo ( 05/11/2006 19:08)
mba atoroy fanaovana mofo baolina hono unjila ry reto an!
novalian'i titimms ny 14/11/2006 18:20
2. Fiffi ( 06/11/2006 05:55)
http://dinas.free.fr/recette/detail.php?id=8 http://recettes-cuisine.madanight.com/post/5/28 http://tattum.canalblog.com/archives/2006/09/29/2791204.html
3. prime ( 06/11/2006 09:55)
Fiffi> Misaotra eeeeeeeeeeeeeeeee...........:-*:*
4. Fiffi ( 06/11/2006 15:36)
prime: de aza hadino ny anjarako rehefa manao an'io mofo baolina io enao an! :):*:*
5. kitjo ( 06/11/2006 15:54)
melsi fiffi fa d hanao an 'io ko za..asiana rhum kely sy extrait de vanille...mmhhhhh

asiana sira kely koa..ts haiko oe mampaninona fa d asiko fts fa zay fanaovan mamanay!

d refa manendy azy sady manala azy d ny sasany atao bol , sasany atao oval, ny sasany atao mofo randrana
,sasany atao forme-na lettre..:^)
6. Fiffi ( 06/11/2006 17:51)
ny pincée de sel akia maha-maivana ny sakafo an !
7. unjila ( 06/11/2006 21:14)
merci bcp ,tadidididiko kely fola lay izy ary efa nanamboatra aho omaly iray harona be mihitsy ,andraso fa andefasako ianareo é . IRENY OOOOOOOOOOOO:*:*
8. kitjo ( 07/11/2006 14:53)
aza mampitsiriritra ange ry unjila an
zany zao no mahazo kafe be ronono an..aoka fotsiny marina!

fiffi> hay v zay dikan le sira e, mamanay manao fts d mba asiko ko ny ahy! hiihhi

remark kely: vilany na saba lalindalina no ampiasaina refa manao mofo bol fa tsy lapoaly, d atao be menaka sa ts zany ny anareo?
9. Fiffi ( 09/11/2006 19:42)
ié ! tena zay mihintsy , na mampiasa wok !
10. titimms ( 14/11/2006 18:20)
fiffi : merci t@ lay recette fa le siramamy ve aky tsy be loatra hoe 1 kapoka, sa kapoka nin io? madco?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7946