sakafo hafahafa kanefa tsara!

21. cutie ( 06/11/2006 23:39)
Mpandefa : kitjo [ Valio ] 06-11-2006 17:02:04
Lohateny : Re : sakafo hafahafa kanefa tsara!
cutie> mampisy rivotsa akia an...hiihhi...lazain ol mandefa bomba eo

in njay no tsy hitako=))=))=))=))=))
22. kitjo ( 07/11/2006 14:56)
ihhhhihi..marina znay e!
23. cutie ( 07/11/2006 15:23)
raha atao ndray miaraka kosa ngambany e :-D:-D:-D:-D
24. kitjo ( 07/11/2006 16:30)
tonga njy d voaray miasa any Afghanistan

hahahha
25. cutie ( 07/11/2006 21:45)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
26. Fiffi ( 09/11/2006 19:43)
:roll::-D
27. malalatinasoa ( 10/11/2006 10:53)
kitjo:

Soupe Tom-yam(traditionnel thailandais)

Natao ho an' ny olona mahatanty masiaka ihany ity fa ratsy raha tsy masika...natao ho an' ny mpanao regime koa satria nutritif nefa tsisy menaka mihitsy

- Mampangotraka rano
- tetehina ny voatabia, oignon, sakamalaho (atao vaventivent tsy ho potika be) dia arotsaka anatin' le rano mangotraka
- Asiana vodina veromanitra 2 na 3, io no tena base @ soupe zareo io veromanitra io fa any amintsika moa dithe fts ampiasaina azy, ary tsy ao mitsy le gout ra tsisy veromanitra.
- arotsaka daholo izay fruit de mer tinao (crevette, calmar, nofona trondro) kelikely daholo fts ireo
- asiana sakay be izay masiaka araka izay faran' ny zakanao
- asiana ranona voasary makirana na vinaigre zay tokony mamparikivy azy...ilay masika sy marikivy mitsy no maha Tom yam azy!

d izay...tsy asiana menaka mihitsy!misy sauce Tom Yam azo vidiana @ mpivarotra fa masiaka be tsy zaka fa io no tsotra azo karakaraina ao antrano.



Nanandrana nanao an'ilay tom yam goong za fa otrany zavatra orera be no nivoka avy tao, manjavonjavona tsihaihay zany :?:
Misy fatrany ve ilay ranom-boasarimakirana? Misy re7 hafa hitako manko fa samihafa daholo (hoe asiana feuille de kaffir lime??).
Naika nizesta be ra malalatina hoe nahay nahandro nefa :-o:-o, sou ihany fa za rery no nanandrana azy tao :-D
28. kitjo ( 10/11/2006 13:04)
ny anah aloha soupe tokony ho 10 bol eo dia citron ray..fa tsy maintsy atao masika tsara fa manjary marikivy lotra...

fa misy samihafa ange akia na samy resto thai aza...

ka le feuille sy epice isan-karazany ireny sarotra tadiavina fa ny ahy io dia ny tsotra inddra io no fanaovako azy... fa raha mahita ndry d mividy le sauce tom yam any @ supermarche mitsy

aza adino ilay veromanitra an!
29. diamondra27 ( 12/11/2006 08:40)
nona b za zany

andraso fa tena hanandrana an'io za klé
30. kitjo ( 13/11/2006 17:07)
in sakafo tena hoe hafahafa mitsy efa nandramanareo?

tsy re7 ity

ny ahy:
bibilava
fanihy
voay
sokona/trandraka
requin

alika ihany no tsy tiako andramana nefa lazain sinoa fa tsara beuh...
za aloa d ol tena tia manandrakandrana raha vao resaka kaly e! hehe
31. diamondra27 ( 14/11/2006 00:22)
normal akia fa sao de manao lohan'alika eo ndry a

:wink:
32. kitjo ( 14/11/2006 16:04)
hihhihihiih

iny njay ny tsitako
33. mandrindra ( 14/11/2006 16:17)
saka
34. cutie ( 14/11/2006 19:37)
nisy sinoa zay koa nanontany ahy we in avy ny karazana hena hohanina any dago,de gaga be izy we tsy mihinana alika tsika :lol:
35. boubounezy ( 15/11/2006 10:47)
mihanta ty misy tsôk faaoko so kou mba tinjy.
refa abats ny hena dé ataonjy daolo @ lé vary.
zao ny fanaovana azy
alonay rano ny vary @ all, de réfa tonga ny fotona andraonjy azy ny atoandro dé esory lé rano dé ndraoy ny vary otrany mahandro vary sousou
andraoy ny tovankena omby sy kosou, refa ritra dé endasona tsara dé ny fonakou ny omby ny ny kisou, atikena endasinakou, manaova boulettes dé nofon'akou efa avy nandraona esorina @ tolany dé atambatra dôly re hena retra reo @ vilany na bôl 1 refa vita.
jereo ny vary ra efa masaka dé ararao ao dôly reo hena reo dé asio anatsonga ravina salady tongolo ravina votetika, coriandre, atody vokapoka na efa avy nendasina votetika madinika.
arotsay ny rou ny lé akou nandraona dé ampio rano ra tsy maranoka mariatra tsara, afangaroy tsara dé avelao angotraka eo @ 15mn eo dé mazoto @ zay tsy mila asina mofo izy io fa hanina @zao ny tena finana azy.:miam::miam:


36. vale ( 15/11/2006 13:16)
cutie::-D:-D:-D:-D
37. cutie ( 15/11/2006 23:18)
vale :-D:-D:-D:-D
38. mandrindra ( 16/11/2006 10:57)
vale sy cutie :-D:-D:-D:-D
39. kitjo ( 16/11/2006 18:54)
hhmmm
matsiro izy zany ry boubounezy

saingy tsy azo hanina matetika le abats kanefa azo soloina hena hafa na fruit de mer ze tiana ko ireo e!
40. cutie ( 16/11/2006 21:13)
mandrindra:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2385