mba ampio aho ry zareo hoa!!

1. Aino ( 04/11/2006 15:02)
andro any niasa be ny saiko momba ny namako iray!!
izy io moa mbola zandriko erin-taona.
niantso ahy t@ phone izany izy dia tsy nilaza ninoninona taminko aloha fa tonga dia izao no nolazainy.
tena miangavy atanandroa anjy anky aho fanja mba ampio fa tena misy zavatra ilaiko maika be ah!! de hoy izy hoe homenjy ve aloha sa tsy?
dia nilaza taminy aho hoe lazao hoe inn izany angatahinjy fa tsy misy azoko fa tonga dia any ny resaka fa tsy manazava ankory!!
dia nihindrana vola taty aminko izy,ilay vola nangatahiny moa tsy kely fa be ihany,de namaly aho hoe ory kiala vola tahaka izany atao inn? dia tsy namaly izy fa novaliny ahy dia hoe - izhao anie efa manana fa ny hatrasany fotsony no tsy ampy eh!!
de niteny aho hoa -tena mbola tsy azoko aloha ilay fanazavana hoe atao inn ilay izy!!
dia namaly ahy izy sady nanao hoe. tsy izany fa bevohoka aho... de io atrasany io sisa no ilaiko!!
izaho moa tonga dia nisananaka be, izaho rata teo koa maika be dia tsy afaka nanotany firy hintsony, dia hoy izy hoe rapitso aho tonga aka any ilay izy aty @njy.
de izao lasa be ny saiko hoe, ataony inn ilay vola? moa ve analany any ilay izy sa handea hitraoka izy?
dia tsy hitako izay ambara azy,ary izy nefa niangavy tsy hilazako any izany anizaniza satsia izaho ihany no mahalala izany!!!!
Ory zareo mba ampio aho hoe inn no azoko atao hoa fa las aizaho indray no miasa saina be:x
novalian'i prime ny 10/11/2006 15:21
2. rariri ( 04/11/2006 16:59)
ka raha manambola ve enao ,inona moa ny olana!!!
nefa ve tena namana sa namanana fotsiny izy io?
ianao milaza heo zandrinao erin-taona ilay namanao, inona ny mahatonga anao miPRECISé an'izany?

heritrereto tsara aloha e! dia matoriza tsara rahalina fa ny alina mitondra fisainana.:arrow::arrow:

3. Aino ( 04/11/2006 18:35)
rariri tsy any @vola mihintsy ny holana fa any @ilay fanotaniana hoe,hataony inn re ity izy? ary tsy haiko raha mba nilazainy any hireo ray aman-dreniny.
izy aloha tena namako saingy tsy de hoe azo lazaina koa hoe pinamana be izay.
4. degree ( 04/11/2006 18:40)
molotra sy ny lela ny fihavanana sy finamana ,ka raha marary ny ka raha marary ny molotra dia manafosafo ny lela fa raha marary kosa ny lela dia mitsoka ny molotra,ka raha tena atokisanao fa namanao tokoa izy dia ampio saingy ampandinihina tsara ny hanampianao azy fa aza manaonao foana .....
5. xxx ( 04/11/2006 18:44)
tsy misy tsara toy ny manampy namana @ sarotra aino; fa ny tsy azoko koa de hoe namana sa tena namana? ianao irery no mamaly azy. mahereza!
6. kitjo ( 04/11/2006 19:50)
fa any dago sa aty ivelany?

dia raha analany azy ve dia tena vola beeee tokoa sa otrin zany vola be lazainao izany?

tanjemo iany anefa sao d efa ngeda ra znay ko ra manin manin eo so d midikizo eo enao
7. Aino ( 04/11/2006 19:56)
xxx ka izay vao 1ans izay no nifankafatatra, ny namana sasany moa nilaza taminko hoe aza dia matoky azy laotra fa matetika izy tsy dia milaza ny marina, nefa io zavatra io vao izao vao nolazainy,t@ zoma lasa izy hitako tahaka ny mazatra ny fahitako azy!!
efa mahery ny tapabolana anefa izy tsy tonga nianatra, anotaniko ny piaramianatra aminy tsy misy mahalala satsia izaho no mba piresaka aminy!!
8. Aino ( 04/11/2006 19:57)
kitjo ka ny mahagaga ahy koa dia hoe normal ve raha 600 euros izany no hanaovana any izany!! de izay koa ny mahagaga ahy.
9. xxx ( 04/11/2006 19:57)
Raha hanalany zaza ao an-kibony aloha dia tsy mi-conseiller aho. Nefa miankina @ conscience-nao ihany izany. Eritrereto tsara
10. colar ( 05/11/2006 00:45)
mitombina io sosy io ry aino ,nisy bandy akamako ko taty we bikina ny sipan lery ,1200 no manao azy ,nindrana sosy taty lery fa nialako pa satria fantako we b ny akamany eto fa tsy za rery,maninn wa tsy ary am i na i,tsy tiko reny fa b resaka ozy,fa nialako pas fotsiny ,fa ra ny hevitro de we ialao pas fotsiny ko,fa ny kof sipany nga tsy afaka manome sosy azy,fa tena enjana b marina le manala zaza aty andafy an,any dago nefa v ranga 50.000, tsssssssss,toroy hevitra izy hiteraka de manao antso we iza no mitady zaza atsangana,za mahita ol hanangana ny zanany ra tsy vitany,eto misy kil 3 mitady zaza,ndao hanao afera njay zany ko,mazoto ary e,hevitra omena azy fa tsy sosy,biz aino d mahereza
11. fanaina ( 05/11/2006 10:33)
colar ka na mitombona aza,ka raha ande hoany nefa raha sanatsia ka tsy mandea tsara @izay tokony izy sy eritreritra ankory dia haona. ny tiako lazaina hoe raha toa misy vokany hafa ny @fanalana any izany.
12. diamondra27 ( 05/11/2006 10:42)
Aino: raha mila fanampiana izy hanalàna ilay zaza dia namany manampy azy ianao. Eo anatrehana'Atra anefa dia ota lehibe izany manala zaza izany .
Donc ndana aloha anontanio tsara izy hoe: hatao inona ilay vola?

Ndry kosa manambola be 'zany an!
mba ampindramo vola any 'zany za e, de misy intérêt ve sa ahoana?:-P:-P

asiantsika zanany io e!;-);-)
13. kitjo ( 05/11/2006 11:05)
mmhhh...hay zany ny vidiny? hihihi

colar koa zany efa bien experimente tsara en la matiere...connaisseur beuuu..hahaha

sinon tiako ilay hevitr i colar aloha amle oe asaivo miteraka izy d atsangan'ol hafa ilay zaza aveo e.

eee...raha aty aminay no bevohoka k mpianatra izany dia billet mody ihany no azonao!
14. xxx ( 05/11/2006 11:38)
Aino> teneno izy hiresaka amin'ny reniny dia izy sy ny reniny mana-pakevitra any e! Raha ohatra ka vola saika ho entiny mitsoaka moa ilay izy dia mba tsy nanampy azy hitsoaka indry amin'izay !

ianao milaza heo zandrinao erin-taona ilay namanao, inona ny mahatonga anao miPRECISé an'izany


raha azoko tsara d mbola kely ry zareo :)
15. tomazefa ( 05/11/2006 15:20)
responsablité be zany , rencotreo izy aloha dia jerevo tsara ny etat d'espriany , teneno izy hiresaka @reny , raha resaka zaza asorina , raha tia azy ny reny tsy maintsy manampy azy , no tiko tenenina dia njy aino miteny azy hoe : raha tinjy ampiny njy de resao aloha ny neninao , zay aho vo manampianao!!!
16. kitjo ( 05/11/2006 16:06)
ansonaleee..oh mafatifaty be ny fitenin tomazefa....hahaha
17. degree ( 05/11/2006 18:45)
mmmmmmm! manana decision , rehefa hanampy njy dia mivava mafy fa rehefa tsia kosa dia tsarovy anefa fa lakalaka ity fiainana ity ka..........mety azo njy ny tiako ambara fa araho fotsiny io tenin'i tomazefa:roll:
18. fanaina ( 06/11/2006 18:38)
nilaza izy fa tsy ho lazainy hono, ka tsy tiako koa ny hiditra lalina ny @izany
19. kelly13 ( 06/11/2006 19:18)
hay v fanaina=aino iany e, loll very za kle
20. ninih ( 07/11/2006 15:43)
aleo aloha mifanampy e! alalinina tsara aloha ze ilany vola de omena toerohevitra izy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7976