mihomehy tany vaky

1. enteme ( 04/11/2006 09:32)
:-D:-D:-D=))=))=)):-D:-D:-D=)):-D:-D:-D
novalian'i tenagasy ny 06/11/2006 21:36
2. Fiffi ( 04/11/2006 10:55)
zay fotsiny ve ?:roll:
3. kelly13 ( 04/11/2006 11:30)
fiffi> kefa hoe mihome tany vaky hono i enteme kou! tsy azonjy v ny dikan'ny hoe mihomehy tany vaky? ca veut dire hoe mihomehy @ tsisy dikany. hihihi

enteme> :-D:-D:-D=))=))=))
4. nolalaina ( 04/11/2006 22:41)
8O :?: :?: ndraso kou aza =)) =)) =)) =))
5. enteme ( 05/11/2006 14:38)
io voalazan'i kelly13 :-* teo io mihitsy no dikany @ teny malagasy, manankarena fomba fiteny ny tenin-drazantsika e

ohatra "taitra ny olona tsy mba taitra ka taitra irery vao mamaky takotra" sa ahoana tsara moa izy izay ?
6. tslem ( 05/11/2006 18:53)
enteme:

io voalazan'i kelly13 :-* teo io mihitsy no dikany @ teny malagasy

:roll: :roll: :roll: fa teny inn ry enteme ilay sary kely be d be reo ?=)) =)) =)) =))toramé be koa ah

7. MTN ( 05/11/2006 20:37)
:evil:
8. pissoa ( 06/11/2006 16:19)
iny njay no ts'hitako =))=))=))
9. enteme ( 06/11/2006 17:54)
tslem:
fa teny inn ry enteme ilay sary kely be d be reo ?

f'anga moa reo teny ry tslem:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D na izany aza tena mampé be=))
10. tenagasy ( 06/11/2006 21:36)
Teana mba alaivo sary an-tsaina anie hoe:
- io ilay olona mijoro irery ery @ tany malalaka mangingina ery!
- miondrika kely izy dia nifantoka t@ ilay tany vaky
- tampoka teo fa vaky hehy tsimoramora
- nihamafy ny hehy , nihamafy
- farany tapa-tsinay nikakakaka izy sady manondro ilay tany vaky
- lanaky ny hehy tafatombina ny farany
- sady misabaka ilay tany vaky izy, ny maso efa difotry ny ranomasy tsy dia mahita tsara
- de le somary mijanona kely ny hehy, ny vava mibisoka kely mijery sy mitsapa ilay tany vaky
- vao hitany indray le izy fa tapaka indray ny tsinainy
- efa adala!
- fa izay tsy nihomehy koa efa adala!

Kay variana nitantara aho de hadinoko le nihomehy
Aleo aloha hasiana hehy kely de mbô tsy namanareo retra adala 'zah! :^) :lol: :°) 8-) :-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3078