Eto ra hihaino vaovao @radio gasy!

1. kitjo ( 04/11/2006 07:27)
http://www.alliance92.com/

jereo fa miova isan andro fa toa tsisy archive ka rehefa tsy afaak mihaino dia tehirizo fts d henoina manaraka

na mamaky gazety aza hafa ihany ilay mihaino indrindra ireo interview...
novalian'i fijo ny 07/11/2006 23:55
2. kitjo ( 04/11/2006 07:44)
diso angamba ny toerana nametrahako anty fa namaky tato za no nampiditra azy

azafady e, mba afindrao ange ry admin azafady e!
3. Fiffi ( 04/11/2006 09:09)
hihihih ié ! tokony any @ radio vazo gasy ! :)
Fa ny ahy aloha tondé ao anaty winamp avy hatrany de tsy mila mikaroka hoe aiza na aiza fa tondé klikeko ny winamp de ny radio vazo gasy ny misokatra ao !
4. kitjo ( 04/11/2006 09:48)
k io tsy hirahira fa vaovao sy interview..sady vaovao isan' andro no ataony ao dia mba hafa ihany ilay tena mihaino e,

tsy haiko oe tokony rubrique inona fa ngamba tsy RVG aloha e
5. rurik ( 04/11/2006 11:26)
mba omao fotsiny we le site nahitanao azy raha mety
6. kitjo ( 04/11/2006 15:04)
iry ambony indrindra iry e

alliance 92
7. fijo ( 07/11/2006 23:55)
za tsy naheno le?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.218