mbola inty aho

1. colar ( 03/11/2006 20:37)
antson fo ty ra ol a,ary efa ho lava,
antso1,hoanao zay mamaly de miomana fa ho avy any aminao ny we zao sy zao iny,antso2:tandremo fa tsy lavittra anao ny hanimba ny fahasambaranao,antso3:
mety ho enao lay tena ahazo ny fahasambarana ra ao aminao ny fandeferana,ny fitiavana,ny fanetrentena,ny fitiavana ny hafa,ny fahaizana,ny fahendrena,ny fahaiza mihira,ny vavaka,ny tsy fitiavantena,
novalian'i Fiffi ny 20/11/2006 06:49
2. Fiffi ( 03/11/2006 20:42)
colar:
antso3:
mety ho enao lay tena ahazo ny fahasambarana ra ao aminao ny fandeferana,ny fitiavana,ny fanetrentena,ny fitiavana ny hafa,ny fahaizana,ny fahendrena,ny fahaiza mihira,ny vavaka,ny tsy fitiavantena,
de complet be zany izy ireo ka de inona no handrasana hanantanterahana an'zany ?


3. colar ( 03/11/2006 21:46)
otran nofinofy b le izy e,misy sipa toko v we ao aminy daol reo,indrindra fa we eto am net ,efa mailo b daol,misy adino antso4:tsy ny rens azonao akory no mahalala ny ao ampon tsy11,antso5:mitady vady,hahhhahahhahahah, tsy maintsy asina vanitika satria inn ny antony ozy nareo,tsy maintsy hoavy ny sira ,poivre,sakay,sns, efa zatra za satria dite aza zakako ko.ndrindra fa zao am 12 alina zao
4. tslem ( 04/11/2006 04:24)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
5. miangalyandria ( 04/11/2006 06:46)
:-D:-D ary raha miteny an'i colar aho hoe betsaka amin'ireo no ananako afatsy iray ihany ! dia tadiavo hoe inona ilay tsy ananako :-D:-D:-D:-P
6. Fiffi ( 04/11/2006 07:30)
de inona le izy ?
7. bebegeante ( 04/11/2006 14:28)
za mba te hamaly d iza amreo antso ireo mba anjarako!!!!
8. colar ( 05/11/2006 00:30)
sarotra amiko alo ny aminany we inn daol ny totran sipa,ndrindra fa we any chine,haahhahhha,totra itako 1 alo zao de we mety mandainga fa tsy mbola nahita sipa za tato we any chine,nefa afaka manaporofo miangaly we tena aty za ra colar a,merci e,hiihihih
ho an bebe njay d zao,ol 1 ange no manao ny antso e,ary reo antso bdb reo no ilainy ka mety we ao aminao daol v reo antso reo,zay leizy fa sao tsy aznjy,ary le manao antso tandremo fa zao sy zao iny an,hahahhhahhhha,kotin iny daol serasera raymanontolo,vadin iny 50,zanak iny 60,dite lanin iny 5 litatra isanandro,in ko re e,miantso sipa bdbd sasakalina iny,hahahahahahhhah,mikoty ana iny fa tsy tiko,hahahhhhhahhaa, aleoko za no miteny d amzay tsisy sira tsony fa matsatso,fa ny antson fo alo zao de weIZA RE NO SIPA AHAZAKA AN ZANY E,zay no tena nisin antso1234567, nefa to otrany tsy hisy mintsy e
9. colar ( 05/11/2006 00:51)
miangaly:le 1 tsy ao d ny lainga,satria tsy any chine enao fa.....eto am net,hahahhahhah
bebe..:tsy azona nga le antso,tsisy anjaranao le antso fa mandinintena enao we ao aminao v reo antso reo d zay,hahahhhhha
TSY MAINTSY ASINA VANITIKA HIALANA AM SAKAY MASIKA
10. vale ( 06/11/2006 13:46)
hihihihi...
11. rapala ( 06/11/2006 17:06)
Hoy bebegeante
za mba te hamaly d iza amreo antso ireo mba anjarako!!!
!
eny woa, iza amin'ireo tokoa!
12. colar ( 06/11/2006 18:33)
tena tsy mazava mibntsy le antso zany an
13. Fiffi ( 07/11/2006 06:38)
de azavao zany koh !
14. mandrindra ( 07/11/2006 10:13)
areheto ny jiro
15. Fiffi ( 07/11/2006 17:24)
:idea:
16. ninih ( 08/11/2006 12:16)
areheto ny jiro @ poteau.
17. diamondra27 ( 08/11/2006 12:43)
za tokotrany ange ka tena lasa fisainana @i colar foana hatr@izao hoe: ahoana ihany ary colar efa nahita sa tsia?
Efa be ihany izay antso izay
le namako zay zany ry colar no mahatanterka io le antso faha 3 io a! lol
de miampy fitiavan-tanindrazana
de ahoana?
zany v tsy mitady idealy
18. Fiffi ( 09/11/2006 10:34)
ka ny an'i colar ange tsy fantatra mihintsy na matotra ny antsony na vazi2 fa izy aloha raha hivazizivazy an! de hoe mamo koh hono :roll:
19. diamondra27 ( 09/11/2006 15:49)
fiffi:
:D
tsy vazivazy zany ny azy fa efa impiry izy no nanao antson'ny fo fa tsy misy mamaly sy tsy miady le plan fa antenatenan'andro hoe, zay no lazain'ny sasany namaly azy.
Ngah colar misotro? de manao an'ity koa v:@:@
20. ninih ( 10/11/2006 08:53)
fa na milaza fa mahafeno ireo retra iero aza anie toa mbola hampiertreritra ihany kah! fa mainona? sao de lainga le izy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.374