Arahaba

1. aigredoux ( 03/11/2006 14:51)
Miarahaba antsika namana rehetra eto @ serasera. Tsy manan-kambara betsaka aho fa faly tonga eto @ ty toerana ty mba hitafa sy hidinika ary hifampizara ny manta sy masaka. Mirary serasera mahafinaritra ho antsika rehetra.
novalian'i Tsingatsa ny 07/11/2006 12:30
2. Fiffi ( 03/11/2006 16:26)
aigredoux: tongasoa zany enao ! de mazotoa mi-forum de aza hatao loatra aigre fa doux an ! :-D:-D
3. andry08 ( 03/11/2006 17:11)
Tonga soa !Tsara be ilay hoe miasa mafy ao @ momba anao.:)
4. kidabo ( 05/11/2006 06:23)
Miarahaba anareo rehetra ny tanako d manantena fa hahita zava-tsoa marobe sy hifampizara @nareo koa .
5. Tsingatsa ( 06/11/2006 12:06)
:DTonga soa ê
Inona no voandalana nentinao ( ankerakera hoy izahay Sakalava) grains du chemin!
6. ari.malala ( 06/11/2006 12:32)
tonga soa i Aigredoux sy kidabo dia bon serasera e
7. robyh ( 06/11/2006 18:47)
Miaharahaba anareo ny tenako tonga eto @serasre
8. ounjasou ( 07/11/2006 09:33)
tongasoa e
d efa resaka kaly zany no arosoy e
9. aigredoux ( 07/11/2006 11:00)
Misaotra anareo rehetra fa milay ny fandraisana e:wink:
Fiffi-ounjasou >> Ny kaly tsy de mahay lotra za:D fa par contre haiko tsara ny mi-équilibrer tsy ho aigre lotra fa doux tsara, otran'zany ihany koa ny doux somary asiana aigre kely hampatsiro azy.
Tsingatsa >> Ny ankerakera tsy mbola misy aloha fa de mitrandraka azy mintsy tsika ato zao e:lol:
andry08 >> hihihi, mba asiana fihomehezana e:lol:
10. Tsingatsa ( 07/11/2006 12:30)
:D
Ny Voankazo anala aloha dia plutôt aigre que doux! Afa-tsy ny lamoty! Mino aho fa efa nanaNdrana lamoty isika rehetra!
Rehefa mankany Bekily dia Aza adino mihitsy ny mioty lamoty ao Belamoty fa dia fy dia fy moa izany!
Eo amorondalalana sady mora alaina!
Hajao fotsiny ny tontolo iainana!
Sady mena dorehitra toy ireny voapo ireny!
tena Fy dia Fy!
TTf:arrow: tsy mitovy fanoratra amin'ny hoe Fiffie, na dia mamy toy ny lamoty aza ny korana ataon'i Fiffie! LOL :D Ao zeny zalahy aby ê!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8831