ankafizo kely

1. tslem ( 03/11/2006 12:39)
ankafizoo kely aloha reto e:
http://www.chez.com/arathorn1/
novalian'i ninih ny 08/11/2006 10:52
2. tslem ( 03/11/2006 12:40)
mandalova ao @ lé clip dé hitanareo ny tohiny :lol: :lol: :lol:
3. Fiffi ( 03/11/2006 13:08)
mankasitra eh ! :)
4. kitjo ( 03/11/2006 13:10)
nndriii..misaotra betsaka tslem an

alefao ko ny manaraka e..hihi:-*
5. malalatinasoa ( 03/11/2006 17:51)
:) faly indray ny ankizy e.
Misaotra ooooo.
6. Fiffi ( 03/11/2006 17:55)
7. kelly13 ( 04/11/2006 11:07)
sshh evidemment tsy mivôka ny ato @ko :cry:
8. Fiffi ( 06/11/2006 05:32)
nefa misokatra tsara le izy an!
9. tslem ( 06/11/2006 11:59)
hita ho ah ry fiffi koa,d magaga ô ?:roll: :roll: :roll:
10. ninih ( 06/11/2006 12:43)
efa mba mivotra kosa ko! =D
11. zakony ( 06/11/2006 13:38)
nijery le jakety tao aho dia mahita "bogosy fa tsy ampy sosy" an'i Tselonina
misy mivarotra an'io ve eto am tanana? efa nitady ihany aho fa tsy nahita nefa tena mba tiako io album an nedala io
raha misy mahita dia mba ilazao e
12. ninih ( 06/11/2006 15:23)
tsy maintsy misy izao any @ super music tanà ko! sa efa tany ve?
13. zakony ( 07/11/2006 09:39)
efa tao indrindra fa tsy misy hono ao e,
14. ninih ( 07/11/2006 15:50)
izany le mahalasa ny pirate i,dray² anie e!
15. Fiffi ( 07/11/2006 19:18)
fa ny radio vazo gasy eto @ tsika koa ange manao an'zao eh ! misy clip ao , de misy ny fampahafantarana ny artiste vao2 ! fa milay eh !
16. ninih ( 08/11/2006 10:52)
de hoe ao @ radio vazo milay ve no jerena raha misy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2184