'zaho te ho namanao

1. haria ( 03/11/2006 08:58)
Salama e!faly be aho tafiditra amin'ity serasera ity.Mbola tsy dia misy ambara firy fa vahiny,tsy aritro fotsiny ny tsy hilaza ny ato am-poko dia mba nanoratra aho.Sa ve ilaina ny hamantatra ny momba ahy?
izao ary e!
haria ny solon'anarako,mpianatra eny amin'ny an-jery manontolo aho,ary mandalina ny TENY AMAN-TSORATRA ARY RIBA MALAGASY,tia mihira aho ary koa mandalina ny feo.
tiako,ny mifandray amin'ny olona liana amin'ireo .
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 13:00
2. Fiffi ( 03/11/2006 10:08)
haria:
Sa ve ilaina ny hamantatra ny momba ahy?
ié ! :) de fenoy fotsiny le mombamomba anao ao @ le fisoratana anarana nataonao ! :)
de tongasoa zany !


3. booboo ( 03/11/2006 10:59)
tonga soa ô. Inona kay no halalinina @ zany Teny aman-tsoratra sy riba malagasy zany ? Mahaliana anà manko ...
4. nolalaina ( 03/11/2006 12:00)
Tongasoa dé maztou miresaka sy mifampandinika eto éh!! :-*
5. andry08 ( 03/11/2006 12:05)
Tonga soa !dia Mahazotoa:)
6. tianne ( 03/11/2006 13:51)
Tonga soa ar e, d faly zahay mandray anao e.
7. manoromila ( 03/11/2006 14:53)
dia faly miarahaba antstika rehetra ny tenako izay manoratra etoana . MANIRY DIA MANIRY TOKOA MOA IZANY NY HIFANORATRA amin`ireo namanaato amin`ny serasera. MANORATA EEEEEEEEEEEH. HOY IJOE
8. Fiffi ( 03/11/2006 16:28)
tongasoa de aza mikikakika aloha fa mbola ho be ny zavatra hatao eto hihihihih de mazotoa mi-forum eh !
9. heribe ( 04/11/2006 05:41)
:D:roll:
10. kenny ( 04/11/2006 15:28)
tonga soa ary e!!!!:cry:
11. ari.malala ( 06/11/2006 12:52)
in no mampi :( an'i kenny?
12. degree ( 06/11/2006 18:36)
faly loatra angamba izy mandray anjy
13. haingozo ( 13/11/2006 11:15)
izaho koa vao androny no tonga ho namanareo e! fa za aloha de tia mitokikikiki e! :lol:
14. Fiffi ( 14/11/2006 07:12)
de mazotoa mi-forum :)
15. lefitra ( 14/11/2006 08:06)
salut de thb e:wink:
16. Yrrah ( 30/11/2006 10:34)
:roll:m'lay zany fa tsisy ny blem
17. momox ( 06/12/2006 05:57)
faly mifanoratra amin ise,za ko vaovao de tsy maita ambara firy,za r'ise mila namana nefa toa tsy mitovy ny mahaliana antsika(hira...)nefa manantena ny fiarahantsika ho mafinaritra
18. kallakelly ( 12/12/2006 16:42)
Manahoana daholo,
Faly miresadresaka aminareo aho fa inona moa izany ilay ho resahina? Toa samy tsy dia mahita hevitra horesahina isika izany; manahoana ny toe-tr'andro any Dago any?
19. Fiffi ( 12/12/2006 20:33)
misy kah ! :) hatombohy fotsiny na hoe bdb ny dinika ato @ forum de tsiditsidio de valio .:)
20. Rimajh ( 09/01/2007 08:03)
:oops::P:o:D Bonne doly rehetra de big up doly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2762