sary tsy azo adika

1. dailynews ( 02/11/2006 23:37)
hono hoa, mba variana kely fotsiny aho.
raha mandoa vola be tahaka izao izay tratra mandika sary eto, dia mba ahoana kosa moa ireo olona izay hapetraky ry zareo eto ny sariny raha izany, sa tsy maninona izany? toa lafo be koh.
http://www.madanight.com/madagascar-photo-35349.htm
novalian'i Fiffi ny 06/11/2006 18:36
2. MTN ( 03/11/2006 01:37)
eny tokotran ho aho eh?
3. Fiffi ( 03/11/2006 06:02)
raha ny tena izy de tokony handoa vola ho an'ireo olona ireo koh ry zareo !
Raha ny aty ivelany no jerena de tena normaly be mihintsy zany ! sady alohan'ny hangalan-dry zareo an'le sary de efa manontany ny heviny aloha ny mpaka-sary !
4. Achia ( 03/11/2006 06:25)
hita hoa ry Fifi; misy ny olona dia mananao faona :?:
5. diamondra27 ( 03/11/2006 10:01)
Raha populaire kosa le izy de tsy misy izany fa enao no te ho any koa. Aiza no hamantaran'ny mpaka sary @ olona b de b manotrona (fety na fivoriana) hoe ity olona ity tsy te-halaina sary. Donc raha sendra hitanao ny sarinao de lazao le tomponandraikitra hanala azy.
Il ne peut pas deviner....

De voilà...

6. andry08 ( 03/11/2006 11:24)
Izaho koa nahita an'io omaly. Tena azo torina mihintsy io ary efa be ny jurisprudences momba an'io an!
7. nolalaina ( 03/11/2006 11:54)
zah kou mitovy hevitra @ diams!! dé raha reny sary @ RNS reny ohatra dé mba ahona?? atao ahona ny hi-contacter lé oul retra ao @ lé sary??..... nefa tsy haiko klou éh!!
8. vale ( 03/11/2006 12:06)
ny fahitàko azy de ny mba ho fiarovana ilay sarin'olona tsy hisy haka haka fahatany ny nanaovan-dry zareo an'io; fa tsy hoe fomba hivarotana le izy...!!
9. diamondra27 ( 03/11/2006 13:18)
mba azonareo antsaina moa ny zavabita @ireny
10. Fiffi ( 03/11/2006 13:24)
samy hafa ny hoe fangalana sary miaraka @ be sy ny maro @ lanonana ! raha toa ka azo sary @ ireny enaode droit-nao mihintsy ny mangataka ny hanalana azy ! na zavatra hafa !
Fa raha ohatra indray ka sary hita be zao enao irery mihavaka @ rehetra de tsy azo hatao io fa misy jurisprudence mikasika @ io ka tena azo toriana mihintsy ny mpaka-sary ! Misy lalàna mifehy an'io !
11. dailynews ( 03/11/2006 17:37)
de aza mba mi copier sary izany koh, izay sisa no azo atao raha tsy izany hono mety ho prison h@ 6 mois?? iny indray no tsy hitako.
:roll:
12. Fiffi ( 03/11/2006 17:54)
matoa tsy nomen'ny tompon'ny site droit ny olona haka na hi-copier an'le sary, de tompony zany ry zareo ary efa nisy fifanarahana @ ireo olona azo sary ireo zany fa tsy hamidy na azo halain'ny rehetra io sary io !

Ohatran'ny boky hiany io an! misy ny droit d'auteur !
13. fijo ( 03/11/2006 22:25)
momondra azo arahana izy ka;raha toa ka tsy niera no namoakale sary.
mba dinio anie e.enao efa manana alika ao antrano.de iny enao fa misy sarinao sy ny sakakely tratra nijery spekta.de nangataka fisarahana le alika.noho io sary navoaka tsy ankiera io.
tsapandry le vokany????
14. dailynews ( 03/11/2006 22:57)
15. Fiffi ( 06/11/2006 18:36)
mampi-:-D:-D:-D ahy le alika sy saka :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.163