LOLO VOKATRA ! efa nisy nahita ve?

21. Fiffi ( 02/11/2006 21:49)
kelly13:
za tsy hamaly fa manjary manofy ratsy eo raalina :(:snif:
mivavaka de tsy manofy ratsy kah ! :)^:^^:^


22. fijo ( 02/11/2006 22:02)
izany hoe tsy maty izany ry zareo fa velona fa mety nisy fotoana tsy nahatsiaro tena dia noheverina fa maty.
23. Fiffi ( 02/11/2006 22:15)
brrrrr ! mahaliana ahy le izy na de brrrrr aza !
24. vale ( 03/11/2006 12:58)
Fiffi: tsy mampatahotra fa ndry le hoe tsy mbola nahita ftsn, zà t@ 1° vao nahita indray ohatra ny kiriko be izany satria ohatra ny oul tsy mahavoa-tena izany le hitako, de ny tarehiny kou lany be ny orony, de nolazain'ny ol hoe izy le maty kely no nahalany ny orony iny hono, ihihihi...tsy mampatahotra rehefa tena mahita azy , satri miasa sy manao ny fanaon'ny ol rehetra ihany izy (le hitako izay alou e) iray ville tamnay le izy, de matetika mintsy zà no mahita anazy, hihi!!
25. vale ( 03/11/2006 13:01)
fijo: raha ny mba fihevitro de toy izay le izy!
26. Fiffi ( 03/11/2006 13:25)
vale: an3 ! zah aloha tsy te-hiherika @ zany an!
27. fijo ( 03/11/2006 22:27)
de ny saina no amboary sao ahita eo ko
28. belaza ( 04/11/2006 08:05)
za lo tsy mba hinohino foana anizany na lazainy olona hoe iny le izy ary e, olona efa maty ve de hitsangana indray, i Jesosy irery ihany no afaka mahavita anizany
29. papounette ( 04/11/2006 13:11)
:DMisy karazan'olona(tsy azo tononina eto) izy io ary matetika any @ faritra Amboasary -Ambovombe iny no tena misy azy.Tsy fantatra hoe innn ny antony.:?
Rehefa maty zareo de tsy azo alevina @tany fa entina any anaty ala de apetraka eo ambony hazo(ahantona zany) de refa rava ny nofony zay vô alevina.Fa raha tsy zany de mitamberina ndray ny ainy.
Kisendrasendra no ahafantarana fa karazana lolovokatra zareo na rehefa maty na rehefa matory zareo.Rehefa maty mo zany zareo de mitamberina:{,na tonga ny havany tonga de miteny hoe aleo zahay handevina azy araka ny fombandrazanay na rehefa matory izy ka araraka eo amin'ny tongony ny fasika de mitsamboatra be mitsy izy(ohtran'reny misy nanaikitra tampoka reny).Fa tsy azo atao zany:evil: satria mitovy @ nanota fady sy nanopa razana azy enao raha manao an'zany azy.Fa tena mamono mitsy zareo
30. papounette ( 04/11/2006 13:43)
Tany Fort-Dauphin no tena betsaka an'azy reny.Matetika ny olona any ny karana indrindra2 no tena mampiasa azy reny manao gardien.:lol:
Marina mitsy fa tsy azo atao ny mandrora rehefa mifanena aminy (na @olonkafa zany e)fa ny olana izy tena misy fofona mahery be mitsy (ohtrany fofopaty reny)tsy tanty de te handrora mitsy enao.Tsy resaka fady le izy fa fantany izy masiso io de raha mandrora enao an de ohtrany hoe mitarika ady na miprovoqué an'azy.Ny fnfdny de ny tsy miteny na miala lavitra de any ambadimbadika any vao mandrora.:-$
31. vale ( 04/11/2006 14:38)
papounette::-D:-D:-D
32. vale ( 05/11/2006 11:32)
papounette: gardien-ny karana koa zay hitako izay de manadiodio ny tokontaniny koa, :-D:-D:-D,...:lol: @zay angamba mampatahotra ny mpangalatra @ izy le hoe lolo :-D
33. tovolahy007 ( 09/11/2006 03:10)
Tena aleo hivatsy diska sy fingotra ary fatibolo vrakiny be ra zany kle.Sa tsy mahavoaroaka lolovokatra ve moa reny.Kozy e,zany ve tsy efa karazana Evil dead mitsy kle.
Aleo aloha andeha andoro diska dia eny zao fa sao de ,mmm,aza hitako marina.
34. belaza ( 09/11/2006 08:52)
papounette:

:DMisy karazan'olona(tsy azo tononina eto) izy io ary matetika any @ faritra Amboasary -Ambovombe iny no tena misy azy.Tsy fantatra hoe innn ny antony.:?
Rehefa maty zareo de tsy azo alevina @tany fa entina any anaty ala de apetraka eo ambony hazo(ahantona zany) de refa rava ny nofony zay vô alevina.Fa raha tsy zany de mitamberina ndray ny ainy.
Kisendrasendra no ahafantarana fa karazana lolovokatra zareo na rehefa maty na rehefa matory zareo.Rehefa maty mo zany zareo de mitamberina:{,na tonga ny havany tonga de miteny hoe aleo zahay handevina azy araka ny fombandrazanay na rehefa matory izy ka araraka eo amin'ny tongony ny fasika de mitsamboatra be mitsy izy(ohtran'reny misy nanaikitra tampoka reny).Fa tsy azo atao zany:evil: satria mitovy @ nanota fady sy nanopa razana azy enao raha manao an'zany azy.Fa tena mamono mitsy zareo

ary raha matiny aretimifindra le olona de ahoana? hanaiky anizany ve ny fanjakana sa ry zareo efa manana fanjakana kely manokana? ka afaka manao izay tiany atao?...:@:@

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3088