hanondrana rano???

21. pakopako ( 09/11/2006 00:03)
Ny mahagaga ahy kly indray oah d lazaina izao sy izao ary za koa miaky fa miasa tsara sy mahita tetikasa fa tena hitany kosa loha d mbola misy tanan-dehibe ao dago mbola maiza foana ????
22. kitjo ( 09/11/2006 18:53)
tsisy azoko mitsy ny tenin' i pakopako 8O

manin ny tanan-dehibe?
23. fijo ( 09/11/2006 23:37)
ny tiany lazaina ngamba de hoe:"misy tanandehibe tsy mbola misy rano"
raha izay dia efa misy fantsona to ahoamboarina hamatsiana rano ireny tanana ireny.ka minoa fotsiny ihany
24. kitjo ( 10/11/2006 14:05)
ay ve e, melsi fij0 (zay le fidianakao anao mr serasera..hihihi)

ay le "n" lasa "z"!

ka na maina aza ahoana ny itondrana rano any ry pakopako an? raha tsy misy ny fitaovana sy ny vola

sa d hoe aleo ho very toy izay amidy?
25. fijo ( 10/11/2006 22:42)
io wa no tokony apetraka foana.
avela holasa rano fotsiny ve ny vola tokony hoazo ampiasaina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1159