politika ihany ity e!!

1. yasah ( 02/11/2006 09:38)
betsaka ny zavatra itako ataony ny fitondrana tena tsara ;fa mba hanao fanamarihana hoe :izay vita rehetra izay v dia tena ilainy ny vahoaka sa tsia ? toa ankalazaina b mihitsy lay izy nefa ny vahoaka mahantra b tsy misy otran'izany . mino za fa hitan'ny ravalo tsara ny loto teny ambany teny ;dia tsy hiteny intsony izy hoe "maharenta kely "sady tena mampalahelo ny ry zalah fa kely nge sisa de kaka no any ambavan'ny vahoaka .aoka isika handinika fa mbola tsy mety ny hanaovana fifidianana zao satria tsy milamina ny fiainambahoaka e!
novalian'i fijo ny 08/11/2006 23:30
2. ido ( 02/11/2006 09:47)
vô niditra zany dé forum ????
sô dé mba efa lany atao rangah ka ny handrangitra ny tension politique efa maranitra be zao no .... an?
3. yasah ( 02/11/2006 11:52)
or y namana mba saino kely hoe inona @ zavatra ataonao no tsy misy politika ?ra mahita enao de lazao za fa ny fianako dia miakina @politika ary nenao?
4. melody ( 02/11/2006 12:30)
ory yasah, alefafo any @ resaka politika izany fa tsy ato @ namana vao2, any manko enao afaka miresaka be mihintsy momba an'io misy antsimpirihina daholo ange ny rehetra fa tsy hoe rehefa te hanoratra sy hanome hevitra dia ataotao fotsiny amin'izao. Ny olona ti politika tsy hijery ato tsinona:wink:
5. andry08 ( 02/11/2006 12:34)
Eny hoy aho. Alefaso any @ politika fa tsy ho hitan'ireo mpakafy politika.
6. jari ( 02/11/2006 19:26)
yasah:

betsaka ny zavatra itako ataony ny fitondrana tena tsara ;fa mba hanao fanamarihana hoe :izay vita rehetra izay v dia tena ilainy ny vahoaka sa tsia ? toa ankalazaina b mihitsy lay izy nefa ny vahoaka mahantra b tsy misy otran'izany . mino za fa hitan'ny ravalo tsara ny loto teny ambany teny ;dia tsy hiteny intsony izy hoe "maharenta kely "sady tena mampalahelo ny ry zalah fa kely nge sisa de kaka no any ambavan'ny vahoaka .aoka isika handinika fa mbola tsy mety ny hanaovana fifidianana zao satria tsy milamina ny fiainambahoaka e!

zao ralah a! tsy maintsy manao safidy tsika amin'zao fotoana zao, ary tsy maintsy manarina iany koa anefa, ny fanarenana anefa tsy oe sady vita ny lalana, voamboatra ny simba, midina ny lasantsy ary tafiditra miasa daholo tsiak mianakavy, de misokatra ny mikatona hatrizay, de midina ho toy ny tamin'ny taona 93 ny vidin-javatra, de milay be tanàna e! ra izany r'ise de lanitra ny tany! nefa tsy zany fa tsy maintsy misafidy hoy aho, de manao ny fototra aloha tsikelikely miova miandalana ireny, de refa manarina tsy maintsy miafy na iza na iza! ny azo ambara de ny oe mahareta ry izy mainankavy fa hanana ny soa!
7. fijo ( 08/11/2006 23:30)
nijery ilay film mahaleo aho,dia nahita le asa ataondry bekoto;inona no tena tadiavin'ny tantsaha??? lalana sy rano.ary fiarovana.
efa vita ny lalana,efa misyny ezaka rano.ny fiarovana sisa.ka inona indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049