DECES DE RATSIRAKA ETIENNE.

1. Fiffi ( 31/10/2006 07:15)
DECES DE RATSIRAKA ETIENNE. Le grand frère de l’ancien président de la République est décédé à Paris dimanche à minuit. Didier Ratsiraka sera-t-il présent aux obsèques ?
Arrivée de la dépouille jeudi
Midi Madagascar

(miala tsiny raha @ teny frantsay)
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 10:42
2. Fiffi ( 31/10/2006 07:25)
Raha ny fandehan'ny rahara politika no asian-teny dia azo inoana fa tsy hisy hanatrika ny fandevenana ny ankohonan'ny amiraly Ratsiraka, noho ny fanenjehana mahazo azy ireo taorian'ny krizy teto Madagasikara tamin'ny taona 2002.

Stéphane Solofonandrasana
Date : 31-10-2006
L'Express de Madagascar
3. prime ( 31/10/2006 12:40)
Toa tsy mino an'izany aho raha ny fahitàko azy... maro no fianakaviana ratsiraka sy ny mpanaradia azy raha aty... na tsy hiteny fotsiny aza hoe ny zanany rolland sy ny havany...
Fa dia mirary fiononana ho an'ny fianakaviana ratsiraka...
4. bonazy ( 31/10/2006 14:24)
Dia mirary fiononana ho an'ny fianakaviana RATSIRAKA ,
5. hps ( 31/10/2006 16:55)
Tsy tokony hisy sakana ho an'izay hanatanteraka ny fandevenana mhts ny raharaha pôltika sy ny forongony fa ilay samy maha-gasy aloha no tandrovana,indrindra raha mbola teratany M/SY ihany ny tena sarobidy amintsika izany fitandroana ny maha Malagasy izany ary eo rahateo lay hoe mifampitondra zay mavesatra eh!Ny adidy rahateo ho vita ny aretina tsy hahazo,sa tsy zany ndray ve?:cry::cry:
6. lost ( 31/10/2006 18:15)
Ary ny an'i deba ovina fa za nde ho any:roll::-6
7. zandikely ( 31/10/2006 18:26)
PAIX À SON ÂME !
TOUTES MES SINCÈRES CONDOLÉANCES À TOUS LES RATSIRAKA D'AVOIR PERDU CET HOMME QUI A TOUJOURS PRÉFÉRÉ VIVRE DANS LA DISCRÉTION.
8. Fiffi ( 31/10/2006 18:54)
Fiffi:
Didier Ratsiraka sera-t-il présent aux obsèques ?
de mety ho any tokoa ve izy @ io ? Toa tsy possible eh ?


9. fijo ( 31/10/2006 21:49)
akoatry ny maha gasy ,dia hoany tokoa ve radidy??????????????????
10. zandikely ( 01/11/2006 01:18)

La présence de Didier Ratsiraka aux obsèques de son frère est importante mais pas nécessaire, de toute façon les Ratsiraka ne se réduisent pas tout simplement en la personne de Didier Ratsiraka.
11. Fiffi ( 01/11/2006 06:09)
:roll:
12. belaza ( 01/11/2006 19:30)
=D=D=D=D=))=))=))=))
13. boubounezy ( 01/11/2006 22:09)
marina ny any zandrikely ka dé mamangy ny fahorina e!
et que la vie cotinue pour eux les vivants!!!!
14. prime ( 03/11/2006 07:42)
Efa alefa be ny feo ankehitriny fa hoe ho avy deba... fa toa sarotra inoana izany...
15. Fiffi ( 03/11/2006 10:21)
heu....tsy hisy an'zany !
16. prime ( 06/11/2006 08:18)
ie tsy nisy...
17. Fiffi ( 08/11/2006 14:58)
io ve de sahy hiverina any ?
18. prime ( 14/11/2006 08:42)
ka izy aloha tsy tonga...
19. Fiffi ( 16/11/2006 10:42)
impossible koa ange io an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6358