Namana tsy foy

1. rvoulah ( 30/10/2006 16:54)
Ato amin'ny antson'ny fo no apetrako ilay hafatra satria mitady namako iray tena tsy foiko izay aho.
Ka sao dia mba misy mahalala azy amintsika namana ato amin'ny serasera indrindra ny avy any bira.
Fidy no aranany ,nianatra tao amy st jo h@ terminal , de avy eo nanao BTS teny ampefiloha tany tana,nipetraka tany ambavahadimangatsika , zandrin'i Tsiory.
misaotra mialoha
novalian'i rvoulah ny 10/11/2006 13:53
2. Fiffi ( 30/10/2006 17:19)
rvoulah: raha zah enao de halefa ao @ dinika anay hatrany Bira koa ity an!
3. kelly13 ( 30/10/2006 17:32)
za klou d manana namana atao hoe fidy, tany bira izy fa zay iany no mitovy @ fidy fantatrao sy fidy fantatro
4. vale ( 30/10/2006 17:46)
rvoulah: Slt:wink:, lhl sa vhv le Fidy?
5. Fiffi ( 30/10/2006 18:20)
vale: mety ho vavy ve akia zany Fidy zany ?
6. rvoulah ( 30/10/2006 21:09)
fiffi< efa nanontany ny ankizy ao amin'ny anay hatrany bira a , fa tsy misy mahafantatra , moa kitjo zao mahalala fa tsy manana ny vaovaony intsony

kelly13< sao de mba mitovy ilay fidy fantatsika ary,ankizy lahy izy io an , lava be , maintimainty zay.
niray kilasy foana izahay h@ terminal , de rehefa nianatra tany tana mbola nihaona zahay , fa alohan'ny handehanako , tsy nifankahita tsony!
de mahatsiaro ny namana fahiny de zay no nanoratako eto.
7. Fiffi ( 30/10/2006 21:44)
tsy mpikambana ato ?
8. vale ( 31/10/2006 09:21)
Fiffi: zà nanana namana Fidy vhv le izy!!:)
9. mandrindra ( 31/10/2006 11:04)
tsa mahay
10. vale ( 31/10/2006 11:33)
mahay moa e:°)..:wink:
11. ninih ( 31/10/2006 14:15)
fa sarotra ihany ity mitady olona ity kah!
12. Fiffi ( 01/11/2006 07:00)
tena sarotra marina !
vale: zah indray mahafantatra Fidy fa lahy fa tsy io tadiavina eto io an!:)
13. rvoulah ( 02/11/2006 06:26)
kelly 13< anananao ve le contact n'i Fidy raha mitovy ny olona resahintsika?
14. Fiffi ( 02/11/2006 07:11)
rvoulah: mbola tsy nahazo vao2 ve ?
15. kelly13 ( 02/11/2006 20:46)
rvoulah:

fiffi< efa nanontany ny ankizy ao amin'ny anay hatrany bira a , fa tsy misy mahafantatra , moa kitjo zao mahalala fa tsy manana ny vaovaony intsony

kelly13< sao de mba mitovy ilay fidy fantatsika ary,ankizy lahy izy io an , lava be , maintimainty zay.
niray kilasy foana izahay h@ terminal , de rehefa nianatra tany tana mbola nihaona zahay , fa alohan'ny handehanako , tsy nifankahita tsony!
de mahatsiaro ny namana fahiny de zay no nanoratako eto.

ilay fidy fantatro klou tsy nianatra tany bira e, fa tao tanà fôna izy. d zao izy toa mitazona hotel ao bira ao.

16. mandrindra ( 07/11/2006 10:18)
vale, mahay inn indray?:wink:
17. Fiffi ( 07/11/2006 17:25)
:-D
18. kala ( 10/11/2006 06:57)
Fidy zany ange bedabe ê! fa mba le anarana mahasamihafa azy fotsiny no omena dia mety afaka manampy ô!
ohatra hoe ny anarambosotrany (surnom), maninona moa! :wink:
19. ninih ( 10/11/2006 13:39)
za aloha eto Bira fa mahafantatra Fidy za fa toa tsy ilay fantatro angamba. ankizy mpanampy antranon' ny namana aty ilay izy. :roll:
20. rvoulah ( 10/11/2006 13:53)
kala< fidy fantôme ro anarambotsotrany!!! zay daholo no ahalalan'ny ankizy azy!

ninih< sao de fantatrandroky io? Tsiory ny zokiny , le mpampianatra any am EPP iny? lehilahy io an !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1423