mbola aiza 'zany e!

21. booboo ( 30/10/2006 18:02)
kelly13 > mbola ho avy eeeeee, izy iny eeeee, fa tsy lavitra rô ...ouz lé hira fa aboules les pop corn klou :lol:
22. kelly13 ( 30/10/2006 19:15)
booboo>tsisy pop corn eto oa ra tsy tonga i xxx!! aza managalatra depart eo :lol:
23. andry08 ( 30/10/2006 19:27)
avoay i xxx e! de zarao ilay popcorn sns fa hadino ny nividy!
24. kelly13 ( 30/10/2006 19:42)
andry08>miandry an'i xxx tsika e. ny pop corn efa miandry ato, za klou d efa mihinana e, za no mitondra tsinn,
hihihi
25. andry08 ( 30/10/2006 20:18)
avoay e! efa te hihinana izahay e!
26. cutie ( 30/10/2006 20:24)
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 30-10-2006 18:44:23
Lohateny : Re : mbola aiza 'zany e!
booboo>sy ny coca tsy azo adino. mbola azotsika ampina esquimô kou! lolllll
cutie>na virtoaly aza refa miafina ao ambadik'i xxx d b zvt afenina izy donc afaka manao avo vava sy "mampiady" ny oul eto.


samy manana ny handraisany azy daholo io ka, ny ahy alou de efa zay ny fandraisako azy e , virtoaly :lol::lol::lol:
27. andry08 ( 30/10/2006 20:59)
izahay tsy miady fa alefao ilay esquimô virtoaly+popcorn e!
28. Zina ( 30/10/2006 21:16)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 30-10-2006 17:31:08
Lohateny : mbola aiza 'zany e!
Aza marary fo fa resa-birtoaly daholo io e, te hanao amiko eo ka zao ve hoe owa owa owa!

Tandremo fa: ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
boomerang io
raha tena miteny marina io fa tsy vazy2 dia ho ratsy fiharahan'io ankizy io
29. tslem ( 30/10/2006 21:55)
io xxx io mitsy no tena rainitetaka faza mikourapaka tsika mpi-forum, izy aza tsy sahy miseho nefa te hanao amitsika eo koh;ndao raha sahy ry xxx a?:-@ :-@ :-@
30. andry08 ( 30/10/2006 22:01)
tsy mikorapaka anie fa ilay taim-bava no maharikoriko e!Manao ratsy ato ve dia mbola be taim-bava ihany!
31. Fiffi ( 30/10/2006 22:09)
tsy sahy mipohitra eo lery eh!
32. cutie ( 30/10/2006 22:15)
fiffi, efa hay nga fa leiry le xxx:lol::lol::lol:
33. nolalaina ( 30/10/2006 23:12)
ah!! aaaaahhhh??!! misy film- l'homme invisible ndray kay tato!! :P
34. ari.malala ( 31/10/2006 06:08)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
l'homme invisible mintsy v
35. booboo ( 31/10/2006 07:09)
efa hay nga fa leiry le xxx

:-D:-D:-D:-D
36. mimich ( 31/10/2006 07:45)
xxx:

Aza marary fo fa resa-birtoaly daholo io e, te hanao amiko eo ka zao ve hoe owa owa owa! :-P


tadidio fa indray andro any mbola hivaly aminao ny nataonao , dia amin'izay no hisy hanao we "zao ve hoe owa owa owa" de hotsaroanao tsara ity size napetrakao ity amin'izay.
Ny tody hono tsy misy fa ny atao no miverina
37. mimich ( 31/10/2006 07:51)
ny zvtr tsy fantatry i xxx dia ny mpandrindra ny dinika dia mafantatra we iza izy na miafina ao ambadik'io xxx io aza saingy manaja ny safidiny, de raha izao no mba oh io fomba fanalanao baraka olona ery ambony io koa ny mba anehoan'ny mpandrindra ny tena ps -nao eto sy tsy anajany ny discretionao am resaka ps dia mba ahoana hoy ianao.
Mieritreretà ihany ee
alohan'ny manao zavatra
38. boubounezy ( 31/10/2006 08:58)
médiva eo nareo mianakavy fa za njay dé tsy ho ataonareo lasibatra tsony; dé mifamono misy maty fa za anao non assistance des personnes en danger sady fous, sy lina ady otrany kiva dôly refa misy 1 mivuvou dé mivouvou dôly ny retra manomboka ndray émeutes io ry zalah a!! fa lé mody manao xxx ty kou dé tena tsisy aina mintsy fa mody miafina ao fona. oull mety mody moseo ho mpanaja tena ato @ ty site ty ndray zao io dé mody tsy sah mimpotra akory:-D:-D:-D
39. vale ( 31/10/2006 09:26)
booboo:

aaaaaaaaaaaahahahahahahahaha klou klou haka seza ndray
boboo:hihihihihihhi:-D:-D:-D:-D:wink:=D=D=D:°)


40. vale ( 31/10/2006 09:28)
booboo:

kelly13 > :-D:-D misaotra mialoha :-D:-D:-D...saika hadinoko dia asio ice tea kounkou raha mety :°):-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1414