Samy mikaroka ny ahasambatra azy ny olona!

21. rakaroka ( 21/11/2006 17:58)
Na i Jesoa aza aloha tsy mahafantatra izay ao anakavia sy ankavanan'ny Ray, rahateo tsy ny teny wa no inn fa ny "APPILCATION'izany.
raha hoe une image vaux 1000 mots. Dia ny éxécution'n izay mission nandrasana angamba noté 100/100 izay no mahatonga ny fitiavana ho fehin'ny fahatanterahana . Io asa fa tsy kabary loatra!
22. prime ( 22/11/2006 08:48)
Izaho aloha midera anao satria mifototra tanteraka @ fitiavana no tanjona tianao ahatongavana... ilay "essence" ny atao hoe fitiavana mihitsy no tianao ho entina, tsara raha izany...

Fa ny ahy fanamarihana kosa no napetrako fa ny fitiavana misy fetrany, ary misy anarany... ka raha miresaka fitiavana, na mitory fitiavana dia misy ilay tena izy, misy ny mangala-tahaka, misy ny misandoka tsotra izao... D izay no mahatonga ahy miteny hoe mitory fitiavana sy mahatanteraka ny fitiavana tsy mifototra @ ilay tena fitiavana dia fampianaran'olombelona ihany ka mety foana tsy misy intsony rehefa tonga ilay tena Tompony... tsarovy ny didy voalohany nampianarin'i Jesosy dia ho azonao ny tiako ambara...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529