mitady ny tononkira jaojoby >> tsy akeo

1. gasykaraoke ( 25/10/2006 20:27)
eo am-panaboarana karaoke an'i Jaojoby ka mba mitady ny tononkiran'ny "tsy akeo" azafady raha misy mahalala:?:
2. cutie ( 25/10/2006 20:38)
Mba tiako koa io hira io a :lol::lol::lol:

Anao koa fa tsy akeo o
Lay antsoiny Fitiavana
Anao koa fa tsy akeo

Anao koa fa tsy akeo o
Lay Fifankatiavana
Tsy vita mora ny raha atao
Fiainana aby no tsy matsiro, eka Valy e
Anao koa fa tsy akeo

Lay Fifankatiavana
Na atsika jiaby io tsy navy teto
soma ty tsy matsiro, tsy vandy e
Anao koa fa tsy akeo o

Anao koa fa tsy akeo o
Lay antsoiny Fitiavana
Anao koa fa tsy akeo
Lay Fifankatiavana
Ny fahasambarana sy fiadanana
Tsy nahay ny zanakolo, tsy vandy e
Anao koa fa tsy akeo o

O mila Fitiavana
O mila Fitia
O mila Fifankatiavana
Fiainantsika ty mila fahazavana
Atsika olombelo mila hafaliana, tsy vandy e
Fitia, fitia , fitia


leo feon-gitara no tena tiako @ io :lol::lol::lol:
3. vale ( 25/10/2006 22:26)
=D=D=D mesi cutie fa za kou mila ny tonon'io!:D:-*
4. gasykaraoke ( 25/10/2006 22:53)
merci beaucou ééé
afaka manamboatra ilay karaoké amizay aho.
natao nilay be mihintsy ilay gitara...
tongava amizay mihira azy amin'ny gasykaraoke:D
5. cutie ( 25/10/2006 23:43)
aiza no ahitana an'le karaoke:roll::roll::roll:
6. fiderana ( 26/10/2006 06:48)
cutie > misaotra fa mba hilaiko koa io fa zah tsy manana ny tonon'io hira io, dia miampy indray izany aloha ny repertoire kara hananako ê!, misaotra ê!=D^:^.
7. fanantenana.argus ( 03/12/2015 14:06)

fiderana:

cutie > misaotra fa mba hilaiko koa io fa zah tsy manana ny tonon'io hira io, dia miampy indray izany aloha ny repertoire kara hananako ê!, misaotra ê!=D^:^.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0735