Ratsan-tanana mampiasa saina

21. hery ( 26/10/2006 10:43)
Io nolazain'i mimich io no antony mahatonga ny manarapoana ho manara-poana :-)

Ary izay no mahatonga ny anarany ho matoanteny Manarapoana fa tsy hoe Fanarapoana. Satria tsy fitaovana izy (tahaka ny fanondro sy ny fanondroadala) fa manaraka ho azy.

22. kelly13 ( 26/10/2006 10:47)
simplex hahahaha
23. vale ( 26/10/2006 13:15)
cutie:

i simplex ihany io namoan-tsampona io e :-D:-D:-D:-D
ihihihihihihihi:°)


24. fiderana ( 27/10/2006 10:41)
io no antsoina hoe " ratsan tanana mahagaga":-D:-D:-D:-D
25. kitjo ( 27/10/2006 11:02)
hery> ahh...mazava!
26. Fiffi ( 28/10/2006 06:13)
fa raha tena dinihina lalindalina ireto anaran'ny ratsan-tanana ireo de mahavariana hiany an!
27. kitjo ( 28/10/2006 10:48)
Ohatra hoe ankihibe...inona ny dikan' izany?

Hihy ve sa Kihy no fototeny dia inona ny dikany?
28. ninih ( 31/10/2006 16:57)
hihy angamba no izy kosa e! fa ny dikany aloha de tena tsy hay e!
29. kitjo ( 01/11/2006 16:40)
mmhhh:roll:
30. Fiffi ( 01/11/2006 17:33)
nefa ny ankihibe izy no fohy indrindra fa somary matavy !
31. kitjo ( 04/11/2006 06:40)
ny anah oh mitovy ny halavany..hiihihhi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2671