fifamaliana

1. tslem ( 25/10/2006 12:08)
sao mba tokony asiana dinika vaovao indray ry hery etsy @ dinika rehetra etsy fa mba jereo anie ny dinika ao @ fanabeazana ao e,ao @ lé oe surdoué
novalian'i ninih ny 31/10/2006 17:13
2. fiderana ( 25/10/2006 12:47)
ohatra hoe mikasika ny inona ohatra, no tianao hampiana, sao mba mahasoa?
3. tslem ( 25/10/2006 12:51)
fiderana:

ohatra hoe mikasika ny inona ohatra, no tianao hampiana, sao mba mahasoa?



tsy jerenao kory lé teneniko oe vakio né ho ah le atsy @ oe fanabeazana (surdoué),tsy haiko na tsy mahay manazava ah na ahoana
4. lapino ( 25/10/2006 12:51)
Dinika hoe "Fifamaliana" ve? Sao dia mba efa any amin'ny "Resa-behivavy" izany ? :P:D
5. tslem ( 25/10/2006 12:53)
zay mitsy ,mba vakio né ho ah ny hafatry raneni e,masika be izy ao @ fanabeazan ao
6. ninih ( 25/10/2006 15:58)
ka ny fanabeazana anie mila masika indray² kosa e!
7. Fiffi ( 25/10/2006 16:08)
zany ve ?
8. ninih ( 25/10/2006 16:34)
ndray² hoa a!
9. kelly13 ( 25/10/2006 18:28)
toa tsy hitako ao zany sizé surdoué zany ry tslem. sa za no diso fijery? njaso hoe jereko fanindroany
10. kelly13 ( 25/10/2006 18:29)
ah ben non, tsy diso za fa tsy ao tsony ka 8O
11. tslem ( 25/10/2006 19:33)
kelly13:

ah ben non, tsy diso za fa tsy ao tsony ka 8O


tena nanjavona tao tokoa lé izy ,ka gijagija né zany fa kelly13 vé aôné?
12. xxx ( 26/10/2006 06:23)
de aoka zay rehefa tsy ao intsony le izy eh!
13. xxx ( 26/10/2006 06:51)
zah namaky an'iny sizé iny fa misy namana sasany tokotrany ange tsy mahalala fomba ka ra tsy sendran'ny tahak'ireny tsy mijanona.
ataovy anatra hoan'ny tsirairay:lol:
14. pissoa ( 26/10/2006 19:18)
lapino:

Dinika hoe "Fifamaliana" ve? Sao dia mba efa any amin'ny "Resa-behivavy" izany ? :P:D

:twisted:=))=))=))

15. fiderana ( 27/10/2006 10:45)
hotran'ny naika gaga zah, dia mba nagina zah aloha sao mba efa niha pahana ary aho hoy aho:-D, fa nisy inona aloha tao fa tsy à la page mihitsy ny tenako?resaka tsy dia mahasoa ve?
16. kelly13 ( 27/10/2006 19:16)
fiderana:

hotran'ny naika gaga zah, dia mba nagina zah aloha sao mba efa niha pahana ary aho hoy aho:-D, fa nisy inona aloha tao fa tsy à la page mihitsy ny tenako?resaka tsy dia mahasoa ve?

mitovy tsika zany! za kou tsy nahita an'izany! :?

17. ninih ( 31/10/2006 17:13)
za efa saika tsy hiteny fa tsy maharaka alzava mantsy e! :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1461