afera antonio, , colombo mene l'enquête

1. tezitra ( 24/10/2006 11:50)
A)afera antonio:
ny hoe tany @ hopitaly be na tany @ clinika, sy ny hoe niasa hoy ny tribune t@ 12/10 à 14/10, tsy dia mampiova zavatra, ny tena question:
1)nahazo mandat t@ procureur ve ny polisy raha ni-arreté azy? satria tsy en flagrant delit izy no ni-arrete-na.
2) voalako ve izy tany @ commissariat?
3) tsisy aretimbavony hahafaty tampoka izany,
explication: satria raha oedeme cerebral na hematome extradural no nahazo azy nohon'ny vono, dia hoatran'ny salama izy pendant 5 jours, avy eo marary tampoka, de mi presenter different symptôme, izay aretina samy hafa ety ivelany
Efa lasa national anefa ilay afera, sady sao miteraka rotaka ka dia anjarany fanjakana no manao ankety, fa tsy hionona @ anketin'ny gazety, izany no sens de l'Etat fa tsy hoe mi-parade @ fitokanana etsy sy eroa. fanJakana no responsable ny filaminanana
TEZERA NEFA AZA MANOTA, ary AZA ATAO TRATRAN'NY 04 DECEMBRE NY HATEZERANAO
novalian'i fijo ny 25/10/2006 22:01
2. Fiffi ( 24/10/2006 12:24)
tezitra:
TEZERA NEFA AZA MANOTA, ary AZA ATAO TRATRAN'NY 04 DECEMBRE NY HATEZERANAO
ianao hiany no tezitra @ io koh !


3. tezitra ( 24/10/2006 12:42)
izao ihany no tezitra?
eh oui ra-fiffy, car malheureusement, Y AVAIT MORT D'HOMME. TU SAIS CE QUE C'EST?
je vais confirmer, mais il paraît que chef de l'AVI à miarinarivo a été assassiné.
2 conditionnels:
est ce vrai?
est c'est un assassinat politique?
TEZERA NEFA AZA MANOTA ARY AZA ATAO TRATRAN'NY 04 DECEMBRE NY HATEZERANAO
4. tezitra ( 24/10/2006 12:53)
IZAHO IHANY NO TEZITRA? Y AVAIT MORT D'HOMME MEC ET MEUF! VOUS SAVEZ CE QUE C'EST?
TEZERA NEFA AZA MANOTA ARY AZA ATAO TRATRAN'NY 04 DECEMBRE NY HATEZERANAO

5. kitjo ( 24/10/2006 13:33)
calme ihany r'ise an!
tsy zay maty rehetra dia hotanterina eto dol d aona zany?

ka nanaona hono ny enkete e?

soa iany Antonio fa to amerina fa raha tsy izany efa nararaotra dol ny tsy faly rehetra...lol
6. Fiffi ( 24/10/2006 14:14)
O! ry tezitra aahhh ! ka iza hoa no ho tezitra mandra-pahatongan'ny 4 décembre zany ? :roll::roll:
7. manantsoa ( 24/10/2006 16:15)
izay maty alohan' izao fifidianana izao aloha dia lazain' ireo mpankahala avy hatrany fa misy ambadika politika e!.
Ireo ho faty tampoka hotapaka lalan-drà aorian' ny fifidianana moa dia mazava ho azy fa lazaina indray novonoin' ilay voafidy .
Tena kely ny sain'angidina fa misy olombelona mbola manana saina kely lavitra noho izany ao anatin' io lohabeny io .
8. kitjo ( 24/10/2006 16:49)
hahahha
manantsoa> iny ndray no tsitako

fiffi>hihiih...otsan tsara kosa le oe ra-fiffi..hahhaha..fa njy aza tezitra an
9. ASF ( 24/10/2006 18:54)
Colombo kosa tena tsy "professionnel" e!
Efa mba naka hevitra t@ GAZETTE hafa ve i Colombo?
Na koa niantsoa olona tany Toamasina?
Aza hataonareo fitaovana i RadioVazoGasy e!
Tsy izay miseho @ Internet anie dia marina aokoa e!
Mba tongava aty Dago i Colombo fa any an-dafy any foana e!
Afaka manome vaovao tena mari-pototra anao aho
Apetrao any ilay fiteny frantsay hoe: "Il parait que..."
Inona ary ity?
Sa i "Colombo" aty Dago ihany fa tsy maharesy lahatra?
Tsoriko @ Colombo fa raha tena mitombona ny vaovao omentsika dia tsy adala akory ny vahoaka Malagasy tsy hahay hifantina ny ahi-dratsy sy ny fotsim-bary e!
Mba valio letsy "Colombo"!
10. xxx ( 24/10/2006 19:59)
mba valio hono colombo ... sa simba ny fiara dia tsy afaka mandé... sy manoratra ny tanana ary misaina ny saina ...mahakamo be ilay hoe " hono" , mba zavatra mitombina lazaina fa ny adalanao rehetra ve no aseho eto... na manohana an' iza na manohana an' iza dia zavatra marina lazaina azafady ....? na tsy tia an' iza na tia an' iza aleo hazava ny resaka fa tsy velona amin' ny "honohono"
11. Fiffi ( 24/10/2006 20:02)
kitjo:
fiffi>hihiih...otsan tsara kosa le oe ra-fiffi..hahhaha..fa njy aza tezitra an
kitjo: fa nga akia zah zany "tezitra" zany ny ps-ko no ho tezitra akia zah ? ndry an! de aza hatao hoe ra....fa Fiffi fotsiny kahhhhh!! :-D:-D:-D:-D


12. kitjo ( 24/10/2006 20:50)
ahahah

ka i tezitra arty tsita fa mbola miandrry valina email avy any @ la Gazette ngamba hosoratana ato

matawatsa be za fa mety "faly" na "tezitra be" izy miverina avy any...miankina amle valiny io hoe inona njay re no ambara e!
13. fijo ( 24/10/2006 22:19)
aza hadino ry tezitra,fa i ratopokolahy anie ka nilaza mazava fa tsy nodarohana izy tao amin'ny polisy e,ary manamafy izany ilay senatera arema voasambotra niaraka taminy.ka mbola fanontanian ainona indray ary no hoapetraka;sa tezitra be ka manontany tena ny farany?
14. kitjo ( 25/10/2006 02:28)
hahaha...any izany!
15. fijo ( 25/10/2006 22:01)
sao tsy mamaky gazety ary lery ka tsymahita izany,fa io senatera io mihintsy no nilaza fa tsara ny fitondrana andry zareo tao amin'ny zandary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0833