MADAMA be spons!....

1. xxx ( 24/10/2006 09:18)
Ahoana no fahitanareo ny cas efa manomboka miseho toy izao .Madama efa manenika ny 40 taona ,ao ny manambady ara-dalàna ao koa ny rava toka-trano na manao-tena dia misipa @ bandy kely 25 à 30 ans.Dia izy mihintsy no mi spons ilay kôfa :akanjo , chambre,argent de poche sns....
Raha ny hevitro manokana aloha dia mety ny zavatra toy izany satria efa be loatra ny sipa mpanatataka bandy toy izany ka tsy mbà aleo ve ny kôfa koa mba hiodina e! efa mitovy zo ihany izao sa ahoana ?:idea:
2. nikopol ( 24/10/2006 10:05)
inona no moa dia hanaovana xxx amin'io ry namana. Asa ohatran'ny asa rehetra io :lol:
3. kelly13 ( 24/10/2006 10:46)
ny vevavy de soara miaraka @ lhl jeune hono d lasa miha jeune, fa ny vhv miaraka @ lhl soara d miha soara. hé hé hé! alors, c koi votre choix? mdrrr
4. fasaly ( 24/10/2006 17:38)
kelly::-D:-D:-D:-D:-D tsy ratsy ary marina beuh zany:-D:-D:-D

xxx: ka manin anefa e sam manao zay tiny! raha am fitaivana dool no mahatonga anzany de tsy hitako ny maharatsy azy....fiainana mandalo ity ve refazay ny reviny hahasambatraazy na ho anlay bandy io na sipa tsy ho hatao kosa:wink::°)
5. fasaly ( 24/10/2006 17:39)
ho proofonzany jereo ange reo fiainan'ny star vazà reo e! ohatrta i demi moor hummmmm! lasa jeune tampoka mitsy ny sipa an!:wink:
6. Zina ( 24/10/2006 21:32)
dia jereo ko ireny antitra lahy maka tanora ko ka
vice versa
7. soanja ( 24/10/2006 23:12)
xxx:

Ahoana no fahitanareo ny cas efa manomboka miseho toy izao .Madama efa manenika ny 40 taona ,ao ny manambady ara-dalàna ao koa ny rava toka-trano na manao-tena dia misipa @ bandy kely 25 à 30 ans.Dia izy mihintsy no mi spons ilay kôfa :akanjo , chambre,argent de poche sns....
Raha ny hevitro manokana aloha dia mety ny zavatra toy izany satria efa be loatra ny sipa mpanatataka bandy toy izany ka tsy mbà aleo ve ny kôfa koa mba hiodina e! efa mitovy zo ihany izao sa ahoana ?:idea:

Fa angaha moa misy fetra ny fitiavana sy izay mety atao rehefa miha antitra? Voa maika aza mitombo ny fahaizana mamndrindra azy ka raha manambola izy maninona moa fa vao maika tsara. F any hoe vadinolona na zanakolona mbola 18 taona no lalaoviny zay no ratsy.

8. fasaly ( 25/10/2006 11:21)
:roll::roll::roll::roll:
9. kelly13 ( 25/10/2006 11:22)
tsy mamaly hevitra i kamoufle fa mivoana
10. Zina ( 25/10/2006 21:17)
kelly13 a ka tsy itany izay ho lazaina zany no tsy hamalianay azy angamba
11. dailynews ( 26/10/2006 01:29)
:roll::roll::roll:
12. enteme ( 26/10/2006 10:53)
miala any ndray le kamoufleman :b:b:b
13. fasaly ( 26/10/2006 11:45)
8O:roll::roll:
14. kelly13 ( 26/10/2006 12:02)
fanina nga njy ry fasaly? hihihi!!!
15. xxx ( 27/10/2006 00:31)
:cry::cry:
16. sipagasy ( 27/10/2006 07:46)
xxx:

Ahoana no fahitanareo ny cas efa manomboka miseho toy izao .Madama efa manenika ny 40 taona ,ao ny manambady ara-dalàna ao koa ny rava toka-trano na manao-tena dia misipa @ bandy kely 25 à 30 ans.Dia izy mihintsy no mi spons ilay kôfa :akanjo , chambre,argent de poche sns....
Raha ny hevitro manokana aloha dia mety ny zavatra toy izany satria efa be loatra ny sipa mpanatataka bandy toy izany ka tsy mbà aleo ve ny kôfa koa mba hiodina e! efa mitovy zo ihany izao sa ahoana ?:idea:





mmhhh mba tsy azoko koa ilay oul miafina aloha @ izany e! hihihihih
ka ny mahagaga ahy aminao ihany koa dia hoe inona ny olana???? samy manana ny anaovany ny fiainany io amiko aloha e! euuhhh ary iainako koa ka tsy ahitako blem hatrizao aloha hihihihihi
17. Nickovy ( 28/10/2006 10:59)
Ka manja anie zany hoe mahazo spons zany eh! Ny vola miditra, ny adidy vita ary ny fahafinaretana azo. =))=))=))=))=)) Indrindra moa ka mbola mpianatra de tena afa-po eh! Tsy mila mangataka bourse intsony. Kitapo latsaka eh! saingy tandremo ihany sao dia itobahan'ny rony toy ilay ary @ suje hafa ary:@:@:@:@:@
18. fasaly ( 28/10/2006 11:21)
ny hendry mody voky fa ny adala misesika ihany ve?
19. Zina ( 29/10/2006 01:31)
saingy tandremo ihany sao dia itobahan'ny rony toy ilay ary @ suje hafa ary

suje aiza lesy?
20. Fiffi ( 29/10/2006 21:48)
tsy hitako hoe aiza ny blèm @ zany ! nefa ny blèm de ity famalian'i kamoufle ity shhhhhhhhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7795