lasopy salady laitue

1. soanja ( 16/10/2006 20:22)
Misy mahay manao lasopy salady laitue ve eto azafady? Misaotra mialoha
novalian'i cutie ny 22/10/2006 23:32
2. cutie ( 16/10/2006 20:31)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
omeko refa veo
3. Aino ( 16/10/2006 20:59)
ie izaho koa miandry any izay mahay manao dia mangataka fotsony avy eo.
4. Fiffi ( 16/10/2006 21:01)
http://www.supertoinette.com/recettes/soupe_laitue_menthe_in_de.htm
5. diamondra27 ( 16/10/2006 22:58)
ataovy anaty lasopy sinoa misy le sauce reny ao anatiny ny feuille de laitue de efa vita o azy e!

na koa alaina rony ny bouillon cube de refa mety tsara iny izy de arotsaka ny feuille de laitue
ataovy tsotsotra e!
sa le be filirony no tianareo?
6. soanja ( 17/10/2006 01:41)
misaotra betsaka fa efa misy hatao tokoa ireo.
7. boubounezy ( 17/10/2006 17:21)
misotra diam
za alou de tena tsy mahay io e! efa tsisy mémoire tsony no tsisy, idée tsony kou fa mba mianatra sy mijery ndray zao e!:wink:
8. boubounezy ( 17/10/2006 17:22)
fiffi manana recette lé jereo eto fona ka mba lereo ny azy ré oll e! io ngamba ny tena tsara.:roll:
9. boubounezy ( 17/10/2006 17:25)
aino fonany tsara zao ra ianatra enao, itako manjy fa ena mbola tanora kely ka araraoty ny mianatra manao lakozy, fa arakiny ohabolana italien wé; ny vhv tsy mahay mahandr ony tsy mateza tokantrano ka itako fa marina io ka mba mazoto e!:wink::-*:-*
10. soanja ( 19/10/2006 04:56)
boubounezy:

aino fonany tsara zao ra ianatra enao, itako manjy fa ena mbola tanora kely ka araraoty ny mianatra manao lakozy, fa arakiny ohabolana italien wé; ny vhv tsy mahay mahandr ony tsy mateza tokantrano ka itako fa marina io ka mba mazoto e!:wink::-*:-*


Tsy marina kosa zany ry boubounezy a. Zaha tena tsy mahay mahandro mihitsy fa vao mianatra nefa mba nateza ihany ny fahitako azy. Raha oharina amin'ny tokatranon'i Amerikanina aty aminay io an.:wink:
Saingy tsy misy tsara ny mahay mahandro satria io no manome ny aina hampanteza sy mampiodina. :-*:-*:-*

11. diamondra27 ( 19/10/2006 08:27)
bbnz: :oops::oops:

12. cutie ( 19/10/2006 14:29)
soanja

alainjy ny lettuce le be raviny reny, de atao anaty rano mafana for 2 mn. De avy eo esorin-jy de manendasa tongolo gasy, tsy atao brown le izy fa refa mendimendy de arotsakin-jy ny la farine kelikely ihany miaraka @ronono, ( tsy misy haiko ny fetrany fa ze mahampety azy eo ataon-jy), de rano. De avy eo arotsaka ao ny lettuce. De manendasa atody 2 na 3, de teteho de afangaroy @ le lettuce. De simmer for 20mn , arakaraky ny itiavan-jy an'le lettuce na atao malemy be na mbola crunchy. De raha tian-jy asiana hena de tetika bacon atao na sosisy. De alohan'ny hihinana azy de asio lemon juice.
:miam::miam::miam::miam::miam:
13. soanja ( 21/10/2006 02:32)
Yummy be zaky izy izany ry Cuite. Melsy aky fa andramako indray io raha vao malalaka kely. :-*:-*:-*
14. cutie ( 22/10/2006 23:32)
:miam::miam::miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4668