hijery anao (ambodrona)

1. valliant ( 13/10/2006 16:38)
mba hitady tono-kira รด
novalian'i Fiffi ny 19/10/2006 08:22
2. Fiffi ( 13/10/2006 17:40)
Naleoko indray niantso ihany
Toy iazy hanampoka anao
Nefa raha izao mantsy no teo anilanao
Hiandry hatrany aho sao izay no mba ahazoako anao
Mafy ihany zany tia nefa tsy ho anjara

Nefa tiako ho fantatrao

Ny amiko efa mazava ka ho lazaiko aminao
Raha ny ao ampoko ao tiako ho tsapanao
Ho avy aho HIJERY ANAO ka mba raiso aho
Ny fahitako anao ihany d'efa ampy hanasitrana ahy

de mba jereo hiany ao @ tononkira fa bdb ny hira ao an! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=302
3. Fiffi ( 14/10/2006 08:29)
valliant: hita ve ? afam-po ve ?
4. Aino ( 14/10/2006 08:36)
hummm anisany akafiziko koa io hira io!! efa mitady hivalana mihintsy ny CD fa tontolo andro enona faona.
5. ninih ( 17/10/2006 16:21)
fa io ve izany le hira no dikany e!
6. Fiffi ( 19/10/2006 08:22)
izy ary akia tsy hita intsony an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398