Gasy hono i Thierry Henry

21. vale ( 14/10/2006 20:03)
kiali::-P non wa :wink:
22. vale ( 14/10/2006 20:04)
Fiffi::lol:...mety le abobo no tsy matiny lolo koh!:-D:-D
23. Fiffi ( 14/10/2006 21:23)
vale: ié ! :-D
24. vale ( 15/10/2006 19:51)
:-D:-D:wink:
25. Fiffi ( 15/10/2006 20:32)
kiali:
zah akia gasy vale keliko an!:lol::lol::lol:
vale: nga ndry niteny ani Kiali hoe tsy gasy izy ? :-D:-D:-D:-D mahita lazaina mihintsy kiali an! :-D:-D:-D


26. ronaldo09 ( 16/10/2006 09:31)
Na za nanoratra an'ity lohateny ity aloha tsy mino e!Ary araka ny nolazaiko dia tsy gasy no nilaza an'izany tamiko fa namako Kameroney izay nilaza fa iray cartier izy sy Salmon Olembe any Douala Cameroune ary nihizingizina ledala fa tena marina izany na dia nasehoko azy aza ireo site milaza fa teraka tao Paris izy.Ny tantara hoy izy dia azo ovana ary nolazainy fa na i Zidane dia tsy teraka tao France(Marseille) fa tany Alger (Algerie)Fa ao amin'ny biographie-ny dia tao Marseille izy no teraka.
Amiko aliha na gasy izy na tsy gasy tsy dia olana amiko fa ny marina no tiako ho fantatra farafaharatsiny.
27. zandrikely ( 16/10/2006 10:14)
betsaka no nilaza izany ary mbola ao manajary ao hono ny kamabana aminy , zay ilay fomba any , ra miteraka zaza kambana dia nisy nanagana izy , tena azo ovaina anie io date sy toerana nahaterahana io e , betsaka no milaa izny aloha fa asa na tena marina
28. vale ( 16/10/2006 21:45)
Fiffi: an?..kiali gasy ka manja kah!!!, fa tsy ohatran'i Thierry Henri..:?
29. vale ( 16/10/2006 21:46)
ronaldo: mety dôly zay firazanany, raha amiko koa aloha e:°):wink:
30. ronaldo09 ( 17/10/2006 10:25)
Fa i Thierry Henry kosa aloha tsy ratsy an!
Fiffi: an?..kiali gasy ka manja kah!!!, fa tsy ohatran'i Thierry Henri..:?
[/quote]


31. vale ( 17/10/2006 10:57)
Fiffi: Kiali mbola tsara kooooo, :?
32. vale ( 17/10/2006 10:58)
Fiffi: azfdy kia:lol:, heu.. ronaldo09 manko e!!
33. miHAJA. ( 11/09/2017 17:34)
Izaho aho vao mahita ity resaka ity. Tsy te handainga aho fa ny zavamisy fantatro dia izao: manana kambana aminy i Thierry Henri, mitovy aminy tanteraka ny endriny (kopikole), ary ao ambanivohitr'i Fianarantsoa no monina izy. Fanovana no nataon'ireo naka azy, izay teratany avy amin'ny Nosy ivelan'i France.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1357