Gasy hono i Thierry Henry

1. ronaldo09 ( 13/10/2006 09:39)
Tsy izaho no nilaza an'io fa nisy ady hevitra momba ny mpilalao afrikana milalao aty ivelany nataoko sy ireo namako ato @ Foyer-nay rehefa nandeha teo ny resaka fa gasy hono i Thierry Henry hoy ity namako Camerounais iray ary tena nihizingizina mihitsy izy satria i Olembe (Salmon) mpilalao Kameroney izay no nilaza izany taminy.
O ry zareo a!za dia tena mpitia baolina kitra na dia tsy tia loatra an'i Henry aza fa tsy naheno mihitsy hoe gasy ledala ka manontany aho hoe tena gasy ve izy e?Ny fantatro fa gasy zao dia i Rabesandratana Eric nilalao to @ PSG fahiny!
novalian'i miHAJA. ny 11/09/2017 17:34
2. xxx ( 13/10/2006 10:06)
frantsay mainty hoditra izy ka
3. Fiffi ( 13/10/2006 10:07)
efa nisy dinika nikasika an'ity teto fa tsy gasy zany i Thierry Henry !
4. xxx ( 13/10/2006 11:04)
Raha gasy izy de maninona???
Français daholo ny équipe foot ball Français(les bleus)
5. bibilax ( 13/10/2006 11:31)
gasy izy e, angaha tsy hitanareo ny reportage ny ray amandreniny nilaza fa zaza natsangana izy ary tany mananjary no nakany azy , satria ny olona any refa miteraka kambana de tsy fombany ny any no mitaiza olona kambana de lasanzareo ny iray de iny thiery henri iny , na refa tsy misy ny fahamarinany lazainy ny rehetra de anotanio izy ko inona no olana @ znay
6. vale ( 13/10/2006 11:37)
:lol::lol:...ny mba hitako t@ télé alou de ny bebeny antillaise be hiringiriny:lol:, mety misy antillais manangana ny zaza malagasy kou izany izao koh!!:roll::°):°)..raha tsy ny vavan'i Thierry henri no milaza alou de misalasala ihany (raha ny amiko) ny hino hoe antillais manangana zaza gasy:roll:,asa nefa?!!
7. Aino ( 13/10/2006 11:40)
hay va re!!
8. vale ( 13/10/2006 11:43)
hay va re ny IN ry AINO AH??! izay no mba eritreritro EH!!:evil:
9. caprio ( 13/10/2006 11:56)
tsika gasy koa anie raha anitatra tena voalohany eran-tany mintsy angamba,za kaloa mety tsy hino hiany satria i thhr anie mety tsy hionona am-zao raha marina izany,na dia ny hijery sy hitady an-zany kambana aminy izany aza ve tsy mba efa tany madagasikara izy hatraminizay sady ny vola ve no tsy hanany kanefa asa kaloa fa zay no mba eritseritro e
10. Fiffi ( 13/10/2006 12:54)
mba jereo hiany aloha ny blaoginy sy ny site rehetra milaza ny momba azy an!
11. Simpona ( 13/10/2006 13:52)
raha marina izany,na dia ny hijery sy hitady an-zany kambana aminy izany aza ve tsy mba efa tany madagasikara izy hatraminizay sady ny vola ve no tsy hanany kanefa asa kaloa fa zay no mba eritseritro e

Guide touristique iray sendra niresaka tamiko no efa naehnoako an'io resak io ary mitovy ami'ny lazai'i bibilax ny resaka henoko.
Teraka tany am faritra Atsinana tany ho any hono i Thierry Henri (Mannjara na manakara) ary nisy kambana taminy. Nariana izy satria fady tamin'ny olona tany ny mitaiza kambana. Ary amn'izao dia tsy tiany miitsy izany mampatsiahy azy fa gasy izy.
Araka ny filazan'io olona io tamiko ihany dia efa teto dago izy ary niaraka tamin'i Zidane ka nitondra an'i Zidane nanao descente de Pangalane fa tena niafina be miitsy mba tsy ho hitan'ny mpanao gazety.
Guide touristique no nitantara ahy an'io fa tsy fantatro loatra ny fahamarinany.
12. Fiffi ( 13/10/2006 13:57)
Thierry Henry est né à Paris, le 17 août 1977, ses origines sont antillaises, Thierry Henry grandira dans l'Essonne aux Ulis,http://www.aquadesign.be/news/article-1313.php
13. Fiffi ( 13/10/2006 13:58)
http://www.italiq-expos.com/henry-thierry,7125.html
14. Fiffi ( 13/10/2006 13:59)
de ity koa ! http://www.aquadesign.be/news/article-1313.php
15. vale ( 13/10/2006 14:32)
mba lasa ihany ny saiko hoe hay ve misy antillais manangana gasy koa? eny e, mety tsy ferana iny aloha fa araka io liens nomen'i Fiffi sy izay voalaza ao io izany tena tsy gasy izy e!

Simpona: ary sao dia tsy ny gasy indray no nanely tsaho fa ny ankilany:lol:..:wink:
16. Fiffi ( 13/10/2006 16:01)
tsygasy izy hoa fa mba hita'ny olona zany hoe mitovitovy @ gasy de mba maniry hoe gasy izy ! tsy misy maharatsy an'zany saingy .....tsy gasy an!
17. caprio ( 13/10/2006 22:04)
Raha misy wa ny fifaninana hilaza tsaho sy abobo dia isika angamba no tompn-daka eran-tany
18. kiali ( 13/10/2006 23:54)
zah akia gasy vale keliko an!:lol::lol::lol:
19. belaza ( 14/10/2006 07:12)
tena gasy aneritreritra lery ka
20. Fiffi ( 14/10/2006 09:02)
caprio:
Raha misy wa ny fifaninana hilaza tsaho sy abobo dia isika angamba no tompn-daka eran-tany
:-D:-D:-D:-D aiza koa eh ? ka mba maniry kosa ve ary ny olona fa hoe gasy izy satria mitovitovy @ gasy de misy maha-ratsy ve ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9622