efa nandeha fa mba tiako...le humour

1. diamondra27 ( 13/10/2006 08:17)
http://dragon2madagascar.over-blog.com/archive-2-2006.html

de mazotoa mijery ô
novalian'i prime ny 18/10/2006 13:26
2. prime ( 13/10/2006 09:36)
:-D:-D:-D
3. tandry ( 13/10/2006 10:47)
diamondra27:

http://dragon2madagascar.over-blog.com/archive-2-2006.html

de mazotoa mijery ô


le humour ve no tianao ny ahy de ny amour mihintsy
(l)
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
4. diamondra27 ( 13/10/2006 10:50)
tandry: le izy 2 ka

prime: ary ndry mitsiky foana an!ngah mbola tsy hitandry io
5. prime ( 13/10/2006 11:50)
Izay vao hitako... fa misaotra... :D
6. bobone ( 13/10/2006 13:24)
:D:D
tena mpikaroka mihitsy in-dry ity an! haka kely indray iny!mahafinaritra! maromaroy ny tahaka izao izao!
mankasitraka Diams an!:-*:-*=D=D
7. diamondra27 ( 13/10/2006 13:42)
bobone::-D:-D

omeko be de be ndry raha mitady
hay tokoa moa ndry namana vaovao de tsy nahita le blagy teto ireny.
Tsy maintsy asiana humour akia le fiainana fa tsy atao sérieux be foana a!
De asiana mi-temps koa tsindraindray.

prime:tsy misy fisaorana fa andefaso sakafo voandalàna @ manaraka.

Tsy le mivoaka io ihany nge no tokony jerena fa ze soratany retra ao anatiny ao e!

Bobone : teneno anah @ lundi fa hampanao test za na tena nijery ndry na variana de tsy nahavaky ze tao retra ;-);-)
8. rakaroka ( 13/10/2006 20:25)
Mankasitraka eram-po, eran-tsaina, ary indrindra eram-panahy , ary misaotra an'i Diamondra nampiseho
ity site ity: nahatsapana fa misy isika miara-miaina
iray vatsy, iray aina!...Ary hay ve mbô nisy zava-tsoa sarobidy voakotrika toa izany ihany?...
Mahavelom-bolo, maromaroa ny tahaka izao!
9. diamondra27 ( 14/10/2006 08:29)
rakaroka: fa taiza foana kay ianao e!
tonga soa !
he he he tsy afaka mankaiza oa ianao fa tsy maintsy averiko eto foana.

Tsy misy fisaorana rakaroka a!dia mba manara ny diany koa izany de tongava @izay irinao koa ianao e!:-*:-*
10. akbaraly ( 14/10/2006 16:03)
Tiko be le izy fa mci
11. cutie ( 14/10/2006 16:11)
zay za vo nahita fa tapaka ny tsinaiko namaky azy :-D:-D:-D:-D
12. diamondra27 ( 14/10/2006 18:14)
akbaraly, cutie: zany v

tsy misy fisaorana e!

mahatsara zavatra ihany zany le mamerina indroa an!
13. rakaroka ( 14/10/2006 18:58)
diamondra27:

rakaroka: fa taiza foana kay ianao e!
tonga soa !
he he he tsy afaka mankaiza oa ianao fa tsy maintsy averiko eto foana.

Tsy misy fisaorana rakaroka a!dia mba manara ny diany koa izany de tongava @izay irinao koa ianao e!:-*:-*

Ka be loatra ny blog misy dia raha tsy ifampiresahana toa izao 'ngaha fantatra akory izay tokony tena hijerena!: Sady mahafinaritra amin'ilay izy hita ao anatiny daholo ny anjerimanontolon'ny fiainana, misy esprit d'analyse, misy "humour", misy hevi-dalina mmapieritreritra koa anefa, sns... Tena hafakely kosa aloha ity "size"n-dry ity an! Tsy misy hevitra ifandrirotana intsony ka dia "Bisous" fotsiny no setriny woua!


14. diamondra27 ( 16/10/2006 18:50)
le blogy aloha de misy isankarazany e

fa andraso omena ze intéressant ihany nareo.
15. rakaroka ( 17/10/2006 16:53)
Dia misaotra mialoha e!:-*:*:-*:*:-*:*:-*:*:-*:*
16. prime ( 18/10/2006 13:26)
diams> misaotra dia manantena sakafo sy voan-dalana ary e...:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0368