Vendredi 13 et superstition.
21. Fiffi
(
13/10/2006 14:04)
ninih: an3 kah! misy tena porte-bonheur an'olona mihintsy io an! zah aloha de andeha hilalao euromillion :-D:-D:-D iza no mahita ? :-D:-D:-D
24. vale
(
13/10/2006 15:35)
ny ah, ry reto de tsy fantatro intsony marina fa ny mpiloka milaza fa andro tsara ho andry zareo io, ny olona sasany mahita fa andro ratsy, in ihany aza?..:lol:
26. Fiffi
(
13/10/2006 16:03)
mandrindra:de asa akia fa mbola tsy naheno maléra aloha zah hatramin'izao an! :)
ba bonera sa malera le 13 e????????? ho an'izay mino
27. ninih
(
16/10/2006 14:04)
samy manana ny azy ny 1/1 aloha e! misy mahhita soa nefa ao ko ny tsy mahita! :roll:
29. ninih
(
17/10/2006 16:37)
ny andro retra nefa anie mitovy @ izany ihany e! tantely amam-bahona hono ny fiainana tsinona ko!
30. Fiffi
(
19/10/2006 05:53)
zay indrindra manko an! fa na izany aza heu...miheritreritra zah ho an'ireny olona mino fa tena ratsy io andro io an! de asa fa...tsy azoko an! mahafantatra olona zay zah de tsy mivoaka ny trano mihintsy na 1segondra aza t@ io zoma io an!
31. mandrindra
(
19/10/2006 11:15)
mba tantarao daholo ary hoe izay zavatra niseho ka hafakely atmin'io zoma telo ambin'ny folo io
32. Fiffi
(
19/10/2006 18:22)
zah aloha de efa nahafantra tantara hoe zoma 13 io de nisakafo tao @ resto le olona de nisy nangalatra ny fiarany ! tondé hoe zoma 13 no nahatonga an'io !