Empêché indray i Pierrot androany!!Aiza i "tezitra"?
22. xxx
(
13/10/2006 14:42)
paika daholo ireny: toa tsy tany Maurice akory izy fa lainga izany fa tao La Réunion ihany, ary raha ny fijeriko azy dia provocation fotsiny ilay hoe ho avy fa tsy mikasa ho avy izany izy ... Mody mividy billet mba ho ao anaty liste fa be sinema fotsiny, mitsapatsapa ny fanjakana gasy sy mitsapa hoe mbola tian'ny gasy ve aho ... na koa hanakorontana ny lohan'ny gasy
23. mandrindra
(
13/10/2006 15:10)
prime, rehefa manidy varavarana amin'ny olona iray ny firenena iray dia efa PNG ao amin'ilay firenena io olona io.
24. fijo
(
13/10/2006 21:17)
marina io vinavina 3 taon'i prime io.ary tena azon'i lery atao daholo ireo.sady raha izoa fotoanan'ny fifidianna izao no mikitika azy dia sarotra be ny vokany,ka aleo izy aloha sakanan,na dia tena tiana aza ny ahazo azy
25. jentilisa
(
17/10/2006 14:47)
azavao aminay ilay PNG fa tsy hainay e! manjary mitsatoka fotsiny izahay hoe persona non grata ilay izy nefa sao diso izany!
