Fa inona ny hoe raiamandreny

1. rabaradaka ( 12/10/2006 07:15)
Samy milaza azy ho raiamandreny daholo izay teho raiamandreny. Ry Razanamasy sy Zafy sy dadaPasy milaza azy ho raiamandreny dia miteny, ry Jeneraly sy ny tariny milaza azy raiamandreny dia miteny, ry razoky senatera, sy ny sisa. Fa inona ny raiamandreny ?
novalian'i Fiffi ny 19/10/2006 18:29
2. Fiffi ( 12/10/2006 07:25)
i rabaradaka ve aloha ray amandreny koa ?
3. LazaDaddy ( 12/10/2006 07:48)
rabaradaka:
Fa inona ny raiamandreny ?
i Daddy sy Mummy :)
4. aokahoahy ( 12/10/2006 07:55)
Asa aloha raha le fatako na tsia fa ity rabaradaka ity ange to nilatsaka kadida prezida e ? Sa ve remandreny koa
5. papala ( 12/10/2006 13:15)
rabaradaka>oh ho fidina présidà izy io ?:^):^):^)
6. petalesoka ( 12/10/2006 14:45)
Rehefa tsy ho président ve tsy ho député!!!!!:lol::lol::lol:
7. Fiffi ( 12/10/2006 17:19)
lery koh mametraka dinika tsy manjavona avy eo !:roll:
8. rabaradaka ( 13/10/2006 06:59)
Eh mba ambory kely ny fiteny ry aokahoahy fa tsy hilatsaka izany aho. Tsy hitanao anga za teo akaikin-dRavalomanana tao amin'ny Magro ? An, tsy hitanao ? Fa aleo hiverenana ilay ray aman-dreny, dia azo heverina ho manolobato mafana ve ny tena raiamandreny
9. Fiffi ( 13/10/2006 17:53)
:wink:
10. papounette ( 14/10/2006 09:21)
rabaradaka:

Samy milaza azy ho raiamandreny daholo izay teho raiamandreny. Ry Razanamasy sy Zafy sy dadaPasy milaza azy ho raiamandreny dia miteny, ry Jeneraly sy ny tariny milaza azy raiamandreny dia miteny, ry razoky senatera, sy ny sisa. Fa inona ny raiamandreny ?



Amintsika Malagasy manko a,ny RAR de tsy maintsy ankatoavina ny teniny,manana ny rariny fôna,tsy diso mitsy,tsy azo valivalina ,mahafantatra ny mety ho tsara na ratsy ho an'ny zanany na ol noraisiny hozanany ary raha maningana ny teniny de mety hisy zavadoza hahazo.De misy didy zay hoe ankatoavy ny RARnao mba ho ela velona enao.
De amiko ny antony mahatonga an'reo ol lazainao eo ambony reo mametraka zareo RAR de mba @zay tsika Malagasy mankato n'innn n'innn zavtr ataondrizareo sy ny fanapahankevitra raisinjareo.Asa alo e,zay ny fandraisako azy.:D:D
11. Fiffi ( 14/10/2006 09:26)
ny ahy aloha ny tena mahagaga ahy de ny tsy fahafantaran'i rabaradaka hoe inona ny hoe ray aman-dreny !
12. mandrindra ( 19/10/2006 11:40)
"inona"?, izay ilay fanontanina. ny valiny izany dia tokony hoe zavatra raha ny fahazahoako an'ilay teny malagasy sy ny tsy fahaizako azy.
13. Fiffi ( 19/10/2006 18:29)
ka raha tsy hoe "inona" de inona no tokony hilazana azy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6504