Sipa mapdera ny silipony
21. soanja
(
16/10/2006 00:06)
Azafady tsy hoe za akory tsy naman'ny mankafy fa mino aho fa betsaka koa ny tsy ampy taona eto . Sa ve diso aho?
22. zoklbfkfk
(
16/10/2006 08:09)
tohanako akia ny hevitra ry soanja :-*
tsy aleo ve mahita vehivavy mampiseho ny silipony direkta toy izay ny resatsika eto, zany hoe tsika koa zany manao "voyeurs" daholo :oops::oops:
tsy aleo ve mahita vehivavy mampiseho ny silipony direkta toy izay ny resatsika eto, zany hoe tsika koa zany manao "voyeurs" daholo :oops::oops:
24. lemenakely
(
16/10/2006 14:38)
soanja:
Amiko tokony fafana ny hevitra misy sary toy izao. 8O:8O8O8O
tsy hitako izay antony hamafàna ny sary toy izao sarina vehivavy mampidera slip ve misy dikany in
26. soanja
(
16/10/2006 20:19)
Eny raha ohatra ka mitaiza zaza eo amin'ny faha8- 16 taona eo i Lemenakely de maty hahalala ny mahasarotra na ny fahitana an'io fotsiny aza. Alefaso any amin'ny resak'olondehibe fa handray anjara mavitrika izahay hamoaka hevitra amin'io.:-*:-*
27. lemenakely
(
17/10/2006 17:26)
dia ahoan ary izao misy gasy itony tena mampidrea ny silipony eny imasombahoaka mino ve i SOANJA fa tsy misy ankizy mijery na nijery io défilé io?
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32485.htm
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32485.htm
28. soanja
(
17/10/2006 23:24)
Samihafa alo amiko le hoe eny amin'ny plage sy ny defile. Sy ny toy izao. Samy manana ny tanjony daholo ireo. Ka le tanjona amiko zavadehibe. Nefa tsy manahy fa jerevo tsara eo e. Hevitra ny ahy iny.:-*:-*:-*
29. Zina
(
18/10/2006 21:29)
Zarany lemenakely ary misy size otran'io ko. Ararotiny ampidirana ny zavatra tiany
33. soanja
(
22/10/2006 01:12)
mampalahelo ahy ny tsy fitsinjovana ny ho avin'ny taranaka. "Samia mamisavisa" hoy i Dedesse olo smart.
34. Kamoufle
(
25/10/2006 11:04)
Ny olana fotsiny rehefa tonag ny regle mahatsiravina beeeeeeeeeeeee mijery azy eeeeeeeeeeeeeee!!!!
35. kelly13
(
25/10/2006 11:24)
Kamoufle:
Ny olana fotsiny rehefa tonag ny regle mahatsiravina beeeeeeeeeeeee mijery azy eeeeeeeeeeeeeee!!!!
aza jerena
36. degree
(
04/11/2006 18:45)
kA inona ihany ary no hifidianana silipo tsara eny antsena ireny nefa mbola hafenina ihany(francisse turbo)ka nahona no tsy hadera e!:lol:
37. naughtyboy
(
06/11/2006 23:29)
fa nga mo ao catalunya ihany no misy silipo azo adera fa betsaka reny n'aiza2 ary samy mahakobo an'ireny daoly fa ahona tkoa zany ra ny ankiziny salmo no mampidera otr'ireny mety tena mivoatra ve izy sa?? aza terena ' zamy ny fisainany gasy fa mivoatra ho azy eo tsy mila mampidera zany akory..
38. haliaeetus
(
16/11/2006 13:20)
Fisehon'ny fahalalahana daholo izany. Isika Gasy no tsy zatra. Izay taitaitra isaky ny mahita iray no oainina.
:P
Fa rehefa tena sipa manja mba andefaso ny sariny ihany izahay e :lol:
:P
Fa rehefa tena sipa manja mba andefaso ny sariny ihany izahay e :lol:
39. andrea
(
17/11/2006 11:05)
refa manao pataloha taille basse de manao slipo tsara tarehy de ampideraina ..
rehefa misy rovitra kely de aloe hafenina koe !! e :D
rehefa misy rovitra kely de aloe hafenina koe !! e :D
40. naughtyboy
(
21/11/2006 14:30)
ra samy ao anaty pataloha ihany no jerena de aleo le tsara tarehy misy rovitra toy zay slipo kah..no comment sao de bedy eo
