fa maninona kay !
1. oufouf
(
11/10/2006 07:31)
lasa eritreritra ihany aho sady ohatran' ny gaga : fa maninona kay ny vhvy sasany refa mbola tanora sady tsara tarehy no tsara fanahy , no tsara toetra , no tsara é (l).....fa refa miahantitra dia miaratsy tarehy , miaratsy toetra , miaratsy fanahy, usure :-$(tsy ampy menaka sy crème:wink::-D) an' ny fiainana ve no mahatonga izany ?.
novalian'i Fiffi ny 13/10/2006 20:07
2. fiderana
(
11/10/2006 07:37)
Mamanay zao mbola tena tsara , na bika na tarehy na fanahy , na toetra , mbola tsy niova ny fijeriko azy,nefa izy efa 60 taona izao, ny vhv sasany marina ngaha izay, fa mba maro no tsy toy izany.:roll:
3. fiderana
(
11/10/2006 07:41)
ianao koa ngamba mora oufouf loatra dia tsy mahita ny tena marina, mora sempotra ny tiako holazaina, sa hafa no dikan'io oufouf io, tsy fantatro ianao na lahy na vavy, fa raha vavy ianao dia miezaha tsy ho tonga @ izany.8)8)8).
5. cristal
(
11/10/2006 08:17)
(l)(l)(l)Aleo aloha za mba hihomehy amin'ity indray mitoraka ity:-D:-D:-D:-D fa angaha ny lehilahy leitsy tsy mba toy izany sa...:-D:-D:-D:-D:-D
9. andry08
(
11/10/2006 11:46)
ny zavatra hitako dia ny malagasy tsy dia mora antitra toy ny vazaha raha jerena eo @ tarehy.
Maro ny olona miteny fa isika hono @ ilay hoditra somary bronzée io dia ela vao antitra.:)
Maro ny olona miteny fa isika hono @ ilay hoditra somary bronzée io dia ela vao antitra.:)
11. agoago
(
11/10/2006 13:12)
Hoy ny hiran'ny Henri Ratsimbazafy hoe "sao ianao e, sao ianao mihevitra! fa ho tanora mandrakizay!sao ianao e, sao ianao mihevitra fa tsy ho lefy rahatrizay!!!!!!"
12. papounette
(
11/10/2006 16:16)
Za ko mba nahamarika zavtr ohtrany ouf2 io a.Fa ny fahitako azy de matetika avy @ zavtr niainany no mahatonga an'aay miova be ohtran'io,hoe lasa tarehy,ratsy tôtra,ratsy fana.....etc etc
13. Fiffi
(
11/10/2006 16:35)
sao de ianareo lhl kosa ary no maha-tonga anay vhv lasa tahak'zany ? :-D:-D:-D:-D vazi2 io an! :)
17. oufouf
(
12/10/2006 07:59)
oufouf io ary le size tsy hay ze hamaliana azy
hay veuuuuuu, tsy owé tsy fitiavana vhvy ny sizé an ! fa mba hitarika azy handinika hoe marina veuuu, raha izao no fahitana azy... misy sasany owa fa tsy izy rehetra... tô tsy misy vhvy mahita tenenina, sy mamaly ngah marina lé voalaza ?
18. cutie
(
12/10/2006 14:12)
za alou tsy mahita holazaina fa ze vhv hitako rehetra manja daholo na antitra na tanora:lol::lol::lol::lol:
20. oufouf
(
12/10/2006 20:51)
marina ve ry cutie , enao zao tsara beuuuuu sady sariaka beuuu , dia eritrereto dans 20 ans ...lasa kizitina ve sa mbola cool ihany , izay lé izy ngé é ! eritrereto fa raha mihevitra ianareo hoe hiezaka ho cool dia lasa cool foana fa tsy kizitina na refa 1-10 mametraka aza .