Retour de Pierrot Rajaonarivelo: Vendredi à Ivato !
1. Fiffi
(
11/10/2006 07:08)
Io indray zany ny vao2 farany fa hiverina @ Zoma zao zany Pierrot an ! Miala tsiny fa @ teny frantsay fa tsy voadika an!
Pierrot Rajaonarivelo remet çà ! Après son retour raté de samedi dernier, il est de nouveau attendu dans l'île après-demain vendredi. De source très bien informée, il devrait
atterrir à l'aéroport d'Ivato à bord d'un jet privé. Comme l'autre fois, il y aura dans l'avion des personnalités étrangères qui appuient la démarche de Pierrot Rajaonarivelo : des avocats qui militent pour les droits de l'homme, des journalistes des médias internationaux et des élus français. Quand on sait les risques liés à une telle opération, on demeure ébahi devant tant de constance et de ténacité. Ce Pierrot Rajaonarivelo qui ne baisse pas les bras et qui fait face courageusement à l'adversité ne manque pas de mérites…
La Gazette de la Grande Ile
novalian'i Fiffi ny 20/10/2006 17:57
2. Fiffi
(
11/10/2006 07:10)
Dia hoy ny jeneraly Behajaina : « Tsy vahaolana ny fitokonana », hoy ny jeneraly Behajaina
Taorian’ny zava-nitranga tany Toamasina, izay nisian’ny barazy sy fanapoahana grenady tany Toamasina, tamin’ny sabotsy lasa teo, dia nitondra fanazavana ny minisitry fiarovam-pirenena, ny jeneraly Behajaina Petera, omaly, nandritra ny tafa nataony tamin’ny mpanao gazety.
Nohamafisiny fa « tsy maintsy mandray andraikitra ny foloalindahy rehefa misy ny fikasan’ny sasany hanao fihetsika mety manohintohina ny filaminam-bahoaka. Tsy maintsy misoroka dieny mialoha ihany koa ny foloalindahy », hoy izy. Nambaran’ny jeneraly Behajaina fa tsy nampiasa hery ny foloalindahy fa grenady maherin’ny 10 no napoaka mba hanaparitahana ny olona, teny amin’ny seranam-piaramanidina. Vaky moa ny barazy, ary tsy niditra in-tsony ny foloalindahy mba hialàna amin’ny fampiasan-kery.
Mikasika ny antso nataon’ny mpanao politika sasany amin’ny vahoaka mba hitokona, dia nilaza ny minisitra Behajaina fa tsy vahaolana ny fitokanana amin’izao vanim-potoana iainantsika izao. « Vao mainka mampihi-tsoka ny firenena ao anaty fahasahiranana ary sakana ho amin’ny fampandrosoana ny fitokonana », hoy ihany ny ministry ny fiarovam-pirenena. Ny mifanohitra amin’izany no tokony hatao dia ny miasa, hoy izy. « Fampandrosoana, filaminana, fanajana lalàna, firaisan-kina no tokony imasoana », hoy ny jeneraly Behajaina.
Raha nanontaniana mikasika ny fangatahan’ny jeneraly Randrianafidisoa « disponibilité » dia nilaza ny minisitra Behajaina fa mbola mandalo ambaratongam-pahefana izany, ary avoaka amin’ny didim-pitondrana ny fanomezana izany alalalana ho an’ny manam-boninahitra ambony ao amin’ny foloalindahy mba hanao politika izany, ary ao anatin’ny fanajana lalàna tanteraka. Alohan’ny 14 oktobra moa no nangatahan’ny jeneraly Fidy ny mba hivoahan’izany.
Nivo T. A. Madagascar Tribune
3. vakiniadiana
(
11/10/2006 08:22)
olomboafidy frantsay ? :twisted: f'angaha nisy nifidy azy aty ? aleo ho avy dia voasambotra e
4. lepaoli
(
11/10/2006 09:39)
Ho avy Pierrot mahafinaritra izany, dia ho hita eo izay ataon'ny fanjakana indray, na matahotra marina ry zareo ny hisambotra dia nosakanana ny fahatongavan'i Pierrot na tsia, ho hita eo izay tena lehilahy !
Omaly hariva ihany koa dia efa nikorotana indray i Tamatave satria efa nisy voasambotra tao senateur ny iray amin'izany, mafana dia mafana ihany koa ny fanakorotanana etsy sy eroa ao Toamasina ao na dia mody milamina ivelany aza.
Omaly hariva ihany koa dia efa nikorotana indray i Tamatave satria efa nisy voasambotra tao senateur ny iray amin'izany, mafana dia mafana ihany koa ny fanakorotanana etsy sy eroa ao Toamasina ao na dia mody milamina ivelany aza.
5. Fiffi
(
11/10/2006 16:43)
ny zavatra mahagaga ahy aloha de zao an! Efa fantatr'i pierrot ny zavatra mety hitranga sy hiseho raha hiverina any izy ! ka inona no hantony hiverenany any ? sa ny fitiavana hijery ny vahoaka mikorotana fotsiny ?
6. fijo
(
11/10/2006 20:01)
tsy itako mihintsy ny hidiran'ny olomboafidy frantsay amin'izany.ny aty aza tsy vitany
7. Fiffi
(
12/10/2006 07:28)
marina zany an! fa io misolelaka io fotsiny no hainy eh! zao izy de ahoana ? nga nahazo valiny avy t@ i chirac akory ?
8. ikalakintina
(
12/10/2006 08:16)
ny tena mampalahelo anie de le vahoaka e!, ohatra le ao toamasina tsy mandry mitsy le olona zany satria mikirontana!
angamba nitondra ireo ol ireo pierrot am zay mba tsy ho samborina!
angamba nitondra ireo ol ireo pierrot am zay mba tsy ho samborina!
10. betan
(
13/10/2006 08:21)
fanga moa ra mody eto pierrot de maninona otran'ireny olona mody reetra ireny iany izy ,fa maninona no tsy maintsy samborina sy alain'ny polisy toy izao?
12. Fiffi
(
13/10/2006 16:07)
betan:mba haraho hiany ny vao2 sy ny gazety an!
fanga moa ra mody eto pierrot de maninona otran'ireny olona mody reetra ireny iany izy ,fa maninona no tsy maintsy samborina sy alain'ny polisy toy izao?
13. xxx
(
13/10/2006 19:12)
ary mba mahalafo ihany ve io la gazety io ao @ tanana e ! ra za kalo de tsy mahazo ny volako io !
15. prime
(
17/10/2006 10:19)
xxx> Tena b mpamaky io gazety io satria io no sisa mahasahy mitsikera mivantana. Ary matetika aza izy no lany voalohany foana fa vao maraina io d tsy hitanao intsony. Ny olona efa leo ny fandokafana isanandro ny vitan'ny fitondràna izay iaraha-mahalala fa manao tokoa fa saingy rehefa torahana voninkazo foana d mitady fomba fijery hafa ny olona... Io gazety io rahateo no mpamaky bantsilana izay fomba fanao miafina rehetra any @ ministera isantsokajiny satria aza adino fa tsy an'ny tim avokoa akory na ny mpomba ny fitondràna ny mpiasa rehetra @ governemanta... Misy ministera maro aza mbola arema daholo no ao, dia gaga ianao hoe f'ahoana ary izany...