aza dia fitahina loatra re ny fitiavana ao anatinao ao eh!

1. robot ( 10/10/2006 12:37)
slt !dol an:D
misy manko ny ol sasany milaza fa refa mifanaritarika eny rehatra eny ry zareo
(vehivavy sy lehilahy io an:*)de hoe izany hono no atao hoe mifankatia sy miaraka ry zareo :evil:
ao mo ny sasany de miara matory sy ny sisa eh
izany hono no atao hoe fitiavana =((
nefa raha toa ka izay fotsiny ny tanjona
dia in marina mo no fitia @ zay
fa tokony hisy ny avy ao ampo(l)
fa raha tsy izany de miarakara-poana izy roa
matetika mantsy izany no zava misy fa tsy vokatry ny fo akory ny fiarahana
io de tsy anavahana na lahy na vavy fa samy manana io toetra io dol
fa alohan'ny hiarahanao @ ol iray de diniho aloha ny tenanao,ary mba lanjalanjao ambony sy ambany ilay tena fitivana ,fa tsy ho entina hamitahana ny hafa fotsiny eh:!:
de misaotra ireo izay manaja ilay fitiavana eh=D!:-*
novalian'i soanava ny 02/11/2006 07:24
2. lapino ( 10/10/2006 13:26)
... fa tsy vokatry ny fo akory ny fiarahana
Fa vokatry ny taova hafa? :^):^)
3. fiderana ( 10/10/2006 13:29)
Izany fitiavana izany anie tsy kilalao ê!, raha ny fijeriko azy dia endrika iray entina manambara na maneho ny fitiavana ny fiarahana, tsy haiko aloha fa ny fo no mitepo fitiavana noho izany dia avy ao am-po izy ny fipololotrany no manosika ny mpifakantia haneo fihetsika feno fitiavana ,fa tsarovy koa fa tsy hay , visavisaina sy metarina ny herin'ny fitiavana
....Fa ny fitiavana no ambony indrindra @ ireo.....
4. cutie ( 10/10/2006 14:23)
:lol:misaotra an'i fiderana
5. mbaliana ( 10/10/2006 18:27)
=D fiderana
6. Fiffi ( 10/10/2006 19:13)
robot:
fa tokony hisy ny avy ao ampo(l)
fa raha tsy izany de miarakara-poana izy roa
matetika mantsy izany no zava misy fa tsy vokatry ny fo akory ny fiarahana
tsy aiko indray raha ny teny hoe miaraka fifankatiavana io an! raha tsy @ fo ...heu....mety ve na azo hatao ve hoe mifankatia ?


7. cutie ( 10/10/2006 22:00)
:roll::roll::roll::roll:
8. ratonga ( 10/10/2006 22:14)
refa mifankaty sy mifanaja dé efa ampy zay ny ambony resabe daolo
9. cutie ( 10/10/2006 22:18)
ny ambiny we :lol::lol::lol::lol:
10. naritsimba ( 11/10/2006 05:50)
raha tsy misy fitiavana ve dia hifampitaritarika sy hiara-matory?
mahagaga raha tena izany no zava-misy!
11. Fiffi ( 11/10/2006 06:29)
inona akia no mahagaga andry ry cutie ? ka raha fiharahana tsy @ fo ve de hisy ny fitiavana ?
12. robot ( 11/10/2006 06:33)
fa ny tsy fantatrareo anie
ka misy ny ol sasany tsy misy tanjona fa zvtr iray io ihiany eh
misy aza ny sasany milaza fa hiaraka aminao mandrakizay aho
nefa in eo akory fa refa azony izay ilainy de in no tsy hita, asa mety ho ianao io no mahavita an zany
na ho izaho, na koa mety ho isika mintsy eh
13. fiderana ( 11/10/2006 09:34)
efa hoe ny fo no mitem-po fitiavana , dia izay no manosika ireo olona roa ireo haneo fihetsika , manao firaisana ara-nofo ngamba no tianao lazaina robot!, dia lazaiko anao fa fihetsika iray entina aneona ilay fitiavana mipololotra avy ao am_po io, na hoe mifanoroka, na mifampisafosafo, na mifampitantana hitan'ny olona eny an-dalam-be eny, na mifampiondana eny an-jaridaina.... asa raha mbola misy fa maro be ny fanehoana ny fitiavana avy ao am-po, tsy ho vita mihitsy ny mampiseho ireny fihetsika ireny raha tsy ny fo no mibaiko eny na dia 1mn fotsiny ary.raha matahotra ianao dia mahaiza miteny hoe tsia...:lol:fa tsy sarotra izany(l)(l)8), dia horohy kely izy:-D:-D:-D!
14. ikalakintina ( 12/10/2006 08:24)
marina kosa reto ny tenin'i robot a!, tena misy io cas io, ohatra oe hiarahana le ol alou fa satria ohatra hoe, nisaraka tam ol tena tinao enao, de mba hanindriana ny fo sy hampitony azy de miaraka am ol tsy de tena tinao, de avy eo anefa misaraka refa sitrana ny fonao ect.....; na oe filana fotsiny izao e! le oe filantsy mahita e!
sa ve hs za!
tandrovy samia ary mitandro ny fitiavana e!
15. robot ( 12/10/2006 16:20)
ay ve ka lehilahy le fiderana eh!
hitako no manohatra ny zvtr voalazako fona:-D:-D:-D
sady @ zay kay tena mpamondry ny zoma manfq koa
sao mba ianareo ary le mpanao an le zvtr de mahana be an=))=))=))
16. soanava ( 29/10/2006 18:50)
cutie ny ambony ve? un bouchon,une bouteille hoy ilay ol malaza iny:-D:-D:-D
17. cutie ( 29/10/2006 22:58)
ny ambiny fa tsy ambony :lol:
18. fiderana ( 30/10/2006 12:43)
robot >> lhl aho sady mpanao zoma magnifique mihitsy, indraindray aza mitohy ny asabotsy milay mihitsy ny lanonana 8):lol:, fa izao kosa ê!, mahay malala onony,tsy mamitaka ny fitiavana izany, fa ny zoma magnifique kosa aloha tena tiako ny mandeha @ io, oh: cabaret....ect...., izay toerana azo hanaovana hira na ny mitovitovy @ izany no tena mba mety amiko, fa ilay mamonjy boite de nuit aloha tsy dia manavanana ahy mihitsy, tsy mahay mandihy:-D.:-D:-D, fa ny mampadihy olona kosa aloha tena mba haiko8)
19. soanava ( 02/11/2006 07:24)
cutie:vitsy ny manitsy ahy toa izany satria mihevitra ho mahay gasy be aho koa dia misaotra fa tena ilay Ratonga no antony jereo ny nosoratany:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6457